HCC

1. fijo ( 28/04/2009 21:38)
vaovao ngezabe,itako tamin'ny midi mada teo,fa nivadika ny HCC,ka namoak adidim pitsarana milaza ,fa tsy aradalana ny fisian'ny HAT sy ny fomba nahatongavany teo.ka asa izay hitranga ,fa tena fiovan alehibe io satria didim pitsarana,fa tsy taratasy toa ilay tamin'ny mars.
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:39
2. fijo ( 28/04/2009 21:44)
Politique
Requétes des « légalistes ». La Haute Cour Constitutionnelle vient de donner partiellement raison à Marc Ravalomanana dans sa décision 03/ HCC/ D2 du 23 avril.

Revirement de la HCC

Inconstitutionnalités. La HCC a considéré que tout le processus qui a abouti à l’installation de Andry Rajoelina n’est pas conforme à la Constitution : du transfert de pouvoir de Ravalomanana vers le directoire , puis du directoire vers Andry Rajoelina , rien n’a été fait dans le respect de la Constitution . La position de la HCC a étonné nombreux observateurs car elle revient quelque peu sur ce qu’elle a déclaré il y a un mois. On se souvient que le 18 mars dernier, la HCC dans une lettre adressée à Andry Rajoelina a déclaré « valide » l’ordonnance faite par Ravalomanana qui a transféré les pleins pouvoirs à un directoire militaire et l’ordonnance qui a transféré ces pouvoirs à Andry Rajoelina. Mais voilà que la HCC effectue un revirement puisque elle déclare dans sa décision du 23 avril 2009 que l’ordonnance adoptée par Marc Ravalomanana « ... ne répond pas aux conditions et formes fixées par la Constitution ... », que cette ordonnance « ... ne saurait étre conforme aux dispositions constitutionnelles... ». La HCC rajoute également « ... qu’aucune disposition constitutionnelle ne prévoit l’existence du directoire militaire ... ». Enfin, évoquant l’installation du Président de la Haute autorité de la Transition , la HCC dit que « ... cette structure n’est pas prévue par la Constitution ... » .


Contradiction flagrante. Il y a contradiction flagrante entre la position de la HCC du 18 mars 2009 et sa position du 23 avril 2009 dernier. Il est vrai que les circonstances ont évolué en un mois et sans doute que la pression sur la HCC était trop forte au mois de mars et peut-étre a-t-elle retrouvé un peu plus de sérénité. En tout état de cause, il est difficile de ne pas tenir compte de cette nouvelle donne de la décision du 23 avril 2009 d’autant plus qu’il s’ agit d’une véritable décision juridictionnelle alors que l’on se souvient que c’était par une simple lettre que la HCC avait pris acte du transfert de pouvoir entre Ravalomanana et le directoire militaire d’une part et du directoire vers Andry Rajoelina d’autre part. La HCC finalement vient conforter la position de la communauté internationale sur le régime de la transition.

A quel dessein la HCC a-t-elle opéré ce revirement ou à quel jeu joue t-elle car finalement au lieu de clarifier la situation, la HCC l’a rendue encre plus floue.


Cette nouvelle donne juridique va obliger les protagonistes de cette crise à reconsidérer leurs positions respectives. C’est sans doute ce à quoi la HCC a voulu aboutir en déclarant que « ... la transition requiert une large concertation dans un cadre participatif et inclusif réunissant toutes les forces vives de la nation... ».

RAJAOFERA Eugène


3. xxx ( 28/04/2009 21:56)
Dia ahoana io zany ? dia tsy RaPrezy ndray zany i TGV ve ?
4. fijo ( 28/04/2009 22:00)
eo isika izao.satria rah asomary noahiahian any maha fanonganam panjakana azy teo,izao izany dia tena voaporofo aradalana fa ten afanonganam panjakan ailay izy.ka eo no andrasana ny akony.na ao antoerana io,na avy aty ivelany
5. xxx ( 28/04/2009 22:05)
ho velombolo indray izany ny tolona ko
6. xxx ( 28/04/2009 22:06)
Izay izany no dikan ireny hoditr'akondro atsipitsipiny Ny Hasina ireny hoe invité any @ ONU sns, ... hanerena indirectement ny rehetra hoe nekeny communauté international i Boay kely.
7. fijo ( 28/04/2009 22:11)
fomba fiady ireny ka tsy olana.iny fisamborana ny lehiben'ny fiarovana ny HCC iny ,dia fampitandremana ataon'ny capsat hoan'ny HCC.
nilaza ry zalahy,fa ireo mpomba ny ambohijatovo no nitifitra ilay vehivavy maty tery ambihijatovo,nefa rah ajerena ny video misy ny momba an'iny,dia milaza ireo mpivarotra namanay,fa nahita fiara 4x4 nahitana an'i alain ramaroson ry zareo.
8. xxx ( 28/04/2009 22:20)
aiza ka commandant charles sy colonel lilyson zp foana ve no manao arrestation f'angaha ireo ihany ny miaramila e
nandeha ny operation fanafihana an'i palais ambohitrohitra
mandeha ny teny antanimena ,ny fampisotroana pipî ny pasitera lala
fanao arrestation
ireo karazana habibiana dia tsy maintsy ao izay commandant charles ,ary azo sary foana lery an
9. xxx ( 28/04/2009 22:26)
Ny mampalahelo dia olona misoratena ho tompon andraikitra @ firenena toy ilay Colonel niresaka t@ journaliste ny RFI dia sahy mamoaka diagnostique hafa noho ny dokotera izay deraina manokana ao @ HJRA, nilaza io Colonel io ary nanizingizina fa tsy nisy olona voatifitra mihitsy fa fifanosehana no nahafaty sy namparatra ireny olona namoy aina sy naratra ireny.
@ fomba ahoana aza no hametrahana toky @ olona ohatrizany hoe hiaro ny vahoaka sy ny fanananany kanefa ny baikony ihany no antony nahafaty ireny olona ireny.
10. fijo ( 28/04/2009 22:33)
efa fantatry ny rehetra izoa ny misy,ary izyano mody hoe "hanasana an'i andry aty ivelany foanaio"fa izy tsy sahy mankaty mihintsy.io izao mody hoe nanasa azy ny any us fa tsy hoany iznay io.
11. xxx ( 28/04/2009 22:52)
misy fanomanana daholo ange izany hoe asaina mankany ivelany izany fa tsy hoe mandray taxi-brousse maketsy bira akory e! izay no tsy mampitombina le izy. Misy délégation mafonja mandeha mialoha manomana izany , sns...
Ny ambassadeur us no solotenany firenena us eto amintsika, tsy mbola namoaka teny na litera iray aza manaiky io fitondrana io koa ny fanasana indray no hande mialoha. Lojika ve zany ?

12. tafondro ( 28/04/2009 22:57)
Izaho kosa dia momba an 'io lehilahy iray io .Ary hotohizako ny asa raha voatohitohina ny @ mahaolombelona azy .
13. pikatti ( 28/04/2009 23:01)
zavatra efa hita mazava be zao ,ireo teo an-toerana nanatri-maso aza nilaza daholo fa miaramila sy ny akamany teo ,no nitifitra fa nareo ve jamba é
14. xxx ( 28/04/2009 23:16)
Eny , mety ho jamba sy tsy mahita ao anatin' ny haizi- mikitroka ,fa mety hahita ny fahazavàna mitilopilopy miantso ny fanahy hihainga .
15. ndenn ( 28/04/2009 23:25)
J' aimerai bien admettre les choses à point SVP ,c la moindre des choses de la vie je presume .
16. fijo ( 29/04/2009 19:39)
miha sarotra ny hijanonan'ny HAT eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625