Air Force One sème la panique à New York

1. miarina ( 28/04/2009 10:20)
Grave be fa tena tafinan'ny Capsat hatramin'ny USA ... mahery lesy ireto miaramila gasy ireto ka

mdr ... heveriko fa inona aza
novalian'i fijo ny 28/04/2009 21:51
2. xxx ( 28/04/2009 14:20)
tsy azoko,
hazavao hoe ....................
3. miarina ( 28/04/2009 14:45)
Sendra mba nijerijery net za de naita tampoka ity ...

http://fr.news.yahoo.com/78/20090428/twl-air-force-one-sme-la-panique-new-yor-5231d91.html

dia everiko fa inona aza t@ voaloahany ....
4. Noue ( 28/04/2009 17:37)
:-D
5. fijo ( 28/04/2009 21:51)
hihihi za koa gaga nahita an'io tamin'ny vaovao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412