mitohy ny tolona....

1. xxx ( 28/04/2009 07:55)
ary tsy hanaiky isika vahoaka satria ny strateziany HAT teo dia mamono olona maromaro mba ho fampitahorana ny vahoaka tsy hitonkona intsony, tsy azontsika hadinoina anefa fa COUP D'ETAT no niakarany teo, ary ataony izay fomba rehetra tsy hisiany fitokonana mba ahafahany milaza aminizao tontolo izao hoe milamina eto dago, hisy ny fitsidihana ataony firenena Norvege ato ato, ka raha hitany fa mangina ny vahoaka tsy mitaky ny fialany mpanao COUP¨D'ETAT dia hanaiky ny HAT ry zareo, nefa ny fahotana vitanireo tsy mendrika anizany velively, noho izany; hotohizana ny tolona aminy endrika hafa, ho fenoina afisy hatreny ivato sy eny aminizay toerana handraisany hat ireo vahiny, raha mbola manohy ny fitifirana izy dia tsimponina tsikelikely aminy alalany(tsy teneniko eto)
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:02
2. ravalotgv ( 28/04/2009 08:03)
aleo aloha hisy maty maromaro ihany eee zavatra omena vola fotsiny anie ny maramila de mitifitra dia avy eo ampiasaina daholo ny media de sasana ny sain ny olona hoe tsy mitifitra izy eee satria vitsy ny olon ny hat ary vitsy ny tim mihoatra ny massa silencieuse à la con eee

sniff
tchroufff
:@ :p :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. xxx ( 28/04/2009 10:07)
ka COUP D4 ETAT foana io na rahoviana na rahoviana e, ary ho takiana aminjareo na ho ela na ho aingana izany fa aza misioka aloha
4. fijo ( 28/04/2009 22:02)
ny ilain a,di any hisian'ny aradalana,k aizay n otsy hanekena azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2032