Manajà ny Mpitondra anareo , omeo fanajana avo roa heny !

1. andrywui ( 27/04/2009 09:40)
Asa na iza no afaka hanome ny toko sy andininy misy io tenin' Andriamanitra hoe : "manajà ny Mpitondra anareo ,sy lay hoe : omeo Fanajana avo roa heny ny Mpitarika anareo !!!"
--de noho ny TIM manohitra an'Atra de zao no izy !!!
novalian'i sapele ny 28/04/2009 11:18
2. xxx ( 27/04/2009 09:48)
andrywui:

Asa na iza no afaka hanome ny toko sy andininy misy io tenin' Andriamanitra hoe : "manajà ny Mpitondra anareo ,sy lay hoe : omeo Fanajana avo roa heny ny Mpitarika anareo !!!"
--de noho ny TIM manohitra an'Atra de zao no izy !!!

efa manaja ny mpitondra anay izahy izay lany 54% ny vahoaka malagasy jusqu'a 2011


3. ravatorano ( 27/04/2009 09:58)
=)) =)) =))
4. majakely ( 27/04/2009 10:01)
raha te hitokiky ,raha te hitokelaka ,raha te hikakakakkakakakkakaka...indro i andrywui!!!fanatik elah an!¨miaiky zah klé!!
5. xxx ( 27/04/2009 10:14)
manaja ny filoha ra8 100% izahay!
6. penguin ( 27/04/2009 10:57)
Marina izany satria ny SAFIDIM-BAHOAKA NO MASI-MANDIDY fa tsy ny BASY SY TAFONDRO.
7. tafondro ( 27/04/2009 11:13)
penguin:

Marina izany satria ny SAFIDIM-BAHOAKA NO MASI-MANDIDY fa tsy ny BASY SY TAFONDRO.


Izany ve no fahitanao azy ra penguin ? Tadidio kosa anie ilay fitenenana manao hoe la voix du peuple est toujours mauvaise conseillere . Topazo maso ny faty olona hatramin' izay 49 taona izay dia mba jereo tsara ny zavatra tena anton' ny mahatonga izao gidragidra lava tsisy farany izao ao Madagasikara.
:oops: :oops:
8. penguin ( 27/04/2009 11:20)
Ao Madagasikara hoy ianao satria avy an-dafy ianao no mandefa tafondro. Ny vahoaka no nilazan'i andry tgvendrana hoe masina ary modiany nitomany nefa izy indray no mamono vahoaka. Na kely aza hoy izy tsy azo atao ny mandatsa-drà nefa dia mamono ny miaramila omeny baiko.
Tongava fa aza faly mitanisa an-dafy satria hafa ny alavitra sy variana amin'ny manodidina ny tena fotsiny.
9. Mirananirina ( 27/04/2009 11:24)
Ngaha lasa mpivavaka indray Andrywui :)
10. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:42)

:D :-D :?) :P :?)
Hay fantatr'ingahy Andrywui ihany zany ka naninona no tsy nampiharina sy niainana fa nimendimendy namingavinga sy nanongam-panjakana : RAVALOMANANA NO FILOHAN'NY REPOBLIKAN'NY MADAGASIKARA.

De mba hendry amin'izao sisa zao e!
11. besandry ( 27/04/2009 12:00)
Ry rahalahy ao @ Tompo nahatsapa ny hadisoany i ra8 "marihina eto fa tsy i President Ravalomanana hajaina no resahina eto fa i ra8 sandoka izany hoe io no anarambositra nomena azy "

NAHATSAPA NY HADISOAANY IZY ARY KOA NY TSY NETY NATAONY DIA MENDRIKA HO HAJAINA SY TSY VINGAVINGANA FA RAHA HITONDRA NY FIRENENA ANY AN-KADY DIA METY HO VOAHONGOBOLO AZA
:D
12. xxx ( 27/04/2009 12:04)
voadona tany indray angaha i tsiafo1 dia mandrangitra
:twisted:
13. tsiafoi1 ( 27/04/2009 12:10)

De ze mety sy maha-diavolana ny saina re atao fa : RAVALOMANANA NO FILOHAN'NY REPOBLIKAN'i MADAGASIKARA e! De mendrika HAJAINA SY OMEM-BONINAHITRA.

besandry ô! Ity ny site présidentiel : madagascar-presidency.info

RETOUR EN ECLAT, kely sisa e!

14. coucou2 ( 27/04/2009 12:11)
andrywui:

Asa na iza no afaka hanome ny toko sy andininy misy io tenin' Andriamanitra hoe : "manajà ny Mpitondra anareo ,sy lay hoe : omeo Fanajana avo roa heny ny Mpitarika anareo !!!"
--de noho ny TIM manohitra an'Atra de zao no izy !!!


Manaja ny mpitondra anareo no teny ao @ baiboly fa tsy hoe manaja ny mpanongam-panjakana.Sady ny fanonganam-panjakana tompoko tsy sitrapon'Andriamanitra na oviana na oviana.
15. andrywui ( 27/04/2009 13:16)
voalohany aloh de tsy nisy nanome le toko sy andininy hianareo na iray aza !!! iray zay ! tsy olana iny !!
faharoa Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpitarika na tonga teo atam antony inona na inona izy ( Ravalo koa anie ka nampamono olona amanarivony taminin'nireo reservistes vao tonga teo e!!! donk tsy fahatongavana teo no zavadehibe !! fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) de hajaina ary omena voninahitra avo roa heny !! fahatelo !! efa ni demission fantapoko , fantampirenena Ravalo fa ny olona sy ny TIM sasany manamboamboatra azy hoe tsy ni demission izy ééé!! sy ny sisa donk tsy Prezida tsony izy zany = tsy ilay mpitondra voalaza intsony zany !!! fahefatra farany rehefa mba nahafantatra ny marina amzay ary nareo ry TIM de manajà an'i Mr le President Rajoelina aminizay !!hoe Hianao tokoa no Filohanay !!! fa tsy hanao toy ny sasany mitady hilahatra amin'ny Jesoa ka hoe izaho ilay Mesia !!
16. halloween ( 27/04/2009 14:19)
zay Mpitondra rehetra voatendry eo kosa de tokony hajaina daholo e
17. Mirananirina ( 27/04/2009 15:33)
tohizo e
rehefa mba nahafantatra ny marina amzay ary nareo ry TIM de manajà an'i Mr le President Rajoelina aminizay !!hoe Hianao tokoa no Filohanay !!! fa tsy hanao toy ny sasany mitady hilahatra amin'ny Jesoa ka hoe izaho ilay Mesia !!

Gravy mihitsy izany fanohananao ilay Andriamanitrao izao an,tsara fa tohizo
18. namanabe ( 27/04/2009 18:09)
Tsiafo o ! tsy vakiana à la lettre akory ny baiboly ka izay mifanaraka amin'ny zavatra hamelezanao ny fahavalonao no raisina , tsia! raha izany dia tiavo ny fahavalonao mihoatra ny tenanao :lol:
19. coucou2 ( 28/04/2009 08:15)
andrywui:

voalohany aloh de tsy nisy nanome le toko sy andininy hianareo na iray aza !!! iray zay ! tsy olana iny !!
faharoa Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpitarika na tonga teo atam antony inona na inona izy ( Ravalo koa anie ka nampamono olona amanarivony taminin'nireo reservistes vao tonga teo e!!! donk tsy fahatongavana teo no zavadehibe !! fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) de hajaina ary omena voninahitra avo roa heny !! fahatelo !! efa ni demission fantapoko , fantampirenena Ravalo fa ny olona sy ny TIM sasany manamboamboatra azy hoe tsy ni demission izy ééé!! sy ny sisa donk tsy Prezida tsony izy zany = tsy ilay mpitondra voalaza intsony zany !!! fahefatra farany rehefa mba nahafantatra ny marina amzay ary nareo ry TIM de manajà an'i Mr le President Rajoelina aminizay !!hoe Hianao tokoa no Filohanay !!! fa tsy hanao toy ny sasany mitady hilahatra amin'ny Jesoa ka hoe izaho ilay Mesia !!

Ny fahefana tompoko dia avy amin'A/tra irery ihany.Izy no manendry ny olona tiany omena fahefana. Ary ao anaty baiboly ny fanaovana coup d'etat dia tsy sitrapon'A/tra sady tsy fahefana avy amin'A/tra.Ary vakio tsara ny baiboly fa ny coup d'état dia tsy maintsy misy farany.Noho izany, dia miandry isika fa tsy maintsy misy farany ny zavatra rehetra.

20. sapele ( 28/04/2009 11:15)
(ny zavatra rehetra miseho de nataon'Atra mendrika @ fotoanany avy).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283