ilay raikely nanadino ahy.

1. xxx ( 27/04/2009 08:41)
Tena tsy rariny ary tsy azo ekena izao zavatra ataon-dry TGV izao. Aiza ve ry reto manao mandat d'arret ve dia eto madagasikara ihany ilay izy no manakery. Maninona zao raha atao izay mahatonga anio ho mandat d'arret international. Betsaka mantsy ny milaza eto fa ny fifidianana ihany no vaha-olana haingana mba hijanonan'ny krizy izao. Nefa raha toa ka gadraina ilay raikeliko iny an! dia mijanona izao gidra tsy mety tapitra izao.

Misaotra.
novalian'i xxx ny 27/04/2009 10:22
2. andrywui ( 27/04/2009 09:27)
Afaka ampidirin soamantsara eto M/car mihitsy i dada e !!olompirenena azo tsaraina sy gadraina ara dalana iny fa tsy hoe tsy maty manota akory !! fa aleo izy ho avy de ho hita eo zay atao avy eo !! mila adinina kely ny amin'ny volampanjakana ehetra tsy hita sy nalainy izy satria bebe ihany raha ny vola xnentiny nandositra sy mbola ampiasainy hanakaramana olona eto M/car sy any ivelany izao !!
3. xxx ( 27/04/2009 10:22)
andryween :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863