miala any ny kung fu aza a!

1. diamondra27 ( 25/04/2009 16:35)
Tsara dia tsara raha mirotsaka antsehatra miaro ny vahoaka izy ireo raha toa ka tsy hain'ny mpitandro filaminana ny manao izany.

Variana mihintsy aho mijery ny video mahazo ny loza ary tsy mety manaiky ny eritreritro hoe tena izy ireny, nefa indrisy.
Tena nijery video be loatra ve ny mpitandro filaminanana ka tsy mahalala intsony hoe virtuel sy réel sy ny bala réel sy bala blanc e


Asa na amin'ny fomba ahoana loatra no azo atao mba hijanona izao vono olona izao.

Piera Be tokoa lazaina fa tsy maty fa mbola velona any an! dia hilatsaka eo indray ny TTS dia tsy mety ho vita ity tolona ity

Mandrapaha dia noana ny vahoaka, ny hopitaly natao hitsaboana marary ity mila tsy haharaka intsony


Ho an'izay tsy an'asa dia mitady lehilahy hanao educateur ny eny Itaosy Andranonahoatra miaraka amindry masera, manana Bac , tsara fitondra-tena , tsy misotro toaka ====> tena annonce vrai io an
novalian'i reeves ny 26/04/2009 08:56
2. KALACK ( 25/04/2009 16:38)
De mbola famporisihina ny olona hatao sorona ihany io lazain'i Diam's io ! nefa efa hoe aleo aloha ho tonitony ny rano fa be loatra ny maty aminle andaniny sy ankilany samy entin'ny fo be loatra !! azo hatao tsara aloha xny mipetraka de mandinika satria tsy hamela ny Fitondrany ho azoazon'olona fahatany zany ny tgv ka de ho faty olona foana no hiseho eo isan'andro raha vao samy tsy hifandefitra aloha
3. diamondra27 ( 25/04/2009 16:39)
F5 pour actualiser. Infos du 25 Avril . Heure de publication à Madagascar

Pas de mise à jour en continu ce samedi

17H30 : Communiqué du Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes (CCOC) " Pour l'instauration d'une tréve générale"

17H25 : Les militaires ont lancé un appel au calme sur TVM

17H10 : Manandafy Rakotonirina a reçu en apparté les représentants du collectif des avocats qui s'est chargé de la défense de certains citoyens libres qui ont été inculpés pour avoir mis en place des barrages et des 4 parlementaires

17H07 Les 4 parlementaires dont les députés Rakotozandry, Rakotondrainibe, Randrianjatovo et le sénateur Rabenatoandro sont actuellement sous mandat de dépôt en attendant une enquéte sur le fond. La date de l'enquéte sera connue et les résultats seront transférés au Bianco par la suite

17H06 Communiqué du parti Grad Iloafo pour une concorde nationale ici

17H05 Une enquéte est actuellement ouverte sur les auteurs des fusillades de ces derniers jours

17H00 Les corps conjoints de la défense : la police, la gendarmerie et l'armée annoncent à la TVM d'éventuelles opérations militaires expliquant la présence des hommes armés dans la ville .

13H55 : Une association de Kung Fu demande à la HAT de cesser les tueries . L'association déclare étre apolitique et agir pour le peuple.13H50 : Pierrot Rajoanarivelo est arrivé à ivato. Pas de célébration de prévue.

13H00 : Ny Hasina Andriamanjato a reçu ce jour les représentants de la SADC. Après cet entretien il a annoncé qu'il n'a jamais été question d'envoyer à Madagascar l'armée de la SADC . Selon lui, les représentants ont demandé à la HAT en quoi la SADC pourrait aider Madagascar à rétablir l'ordre constitutionnel.

12H55 Les quatre parlementaires arrétés ont été déférés au parquet

12H50 ! Radio Mada invite ses militants à rejoindre Anosy. De nombreux militaires sont sur place .


http://www.sobika.com/
4. diamondra27 ( 25/04/2009 16:42)
dain tsss , mamporisika ahoana indray ny dikan'izao ry kalack, za aza miteny hoe am fomba ahoana sisa no azo hatao mba hitsaharan'izao vono olona izao koa
5. xxx ( 25/04/2009 16:46)
De hataon-dry sorona indray izany ny KUNG-FU, sa hataon'ny AVOKO sorona ny kung-fu???

angaha izy ity ady totohondry, ka hoe kun-fu, kung-fu...., basy nay io e...ka aoka hoa...

tadiavo ny hilaminana dia izay, fa tsy kung fu a kung fu...

ny nataon-dratsiraka azy ireo t@ 0985 aza efa mamalahelo, ka inona indray ity hadala'ny AVOKO???
6. diamondra27 ( 25/04/2009 16:51)
xxx: fiarovana ange tsy midika hoe manao action e!
hatao sorona ahoana aza sady ry zareo nonanapa-kevitra amin'izany f'angaha avis avy aty amiko.

Raha ny tokony ho izy dia tsy mitifitra am olona tsy manana basy ny armées ary raha tokony ho izy dia ny kung-fu nampianarina fifehezan-tena sy fiarovan-tena fa tsy natao fitaovampiadiana ny kung-fu.

zay aloha ny fahazoakao an'ireo hatramin'izao fa izay fiovany no tsy haiko fa efa le monde à l'envers moa izao ka mety taraiky kely izahay
7. halloween ( 25/04/2009 16:53)
ka raha hiditra eo kosa anie ny kung fu ka tsy hanaiky zany ry zalah reo fa hampiasa ny sabatrany sy ny taiji sy ny armes ny rehetra de ho faty olona zany no hiainana sy ho ataon'ny vahoaka eto rah io hevitry Diam's kely io ! (hitako ny blaoginao diam's!! tsara !!!) :*
8. diamondra27 ( 25/04/2009 16:59)
halloween: dia tokony sakananareo any dago haingana ny kung fu zany tsy hirotsaka an-tsehatra fa lasa lavitra izy ity

io efa nanapa-kevitra io ry zalahy.


mba revireviko izany hoe miray tanana daholo ny olona mangataka ampilaminana fa tsy etimpo fa iny manko rehefa mihetsika izay tena mandoro hoy ny fitenintsika (ny fo rano mafana mandoro mahamay)


fa tsy azo atao mihintsy ve ilay fidinana an-dalambe ampilaminana e!
9. halloween ( 25/04/2009 17:07)
raha mety hoy kalaky zay de ny mipetraka amimpahendrena sy fo mangatsiaka aloha no ataon'ny TIM izao
10. lemenakely ( 25/04/2009 17:43)
Koba ve ny avatarn i Diam s izany e?
Toy ny vary sy rano isika izany an!...
11. dadabe ( 25/04/2009 18:07)
tairo ramenakely a ..mifampihinana ao nareo ...ary manao kung fu angaha Diams ??? :-w :-w ...niofana tany CHINE ve ? :-$
12. hery ( 25/04/2009 19:13)
Manomboka miforitra ny HAT satria hitany fa tsy hanaiky an'ireny vono moka ireny ny vahoaka.

Alohan'ny fitifirana no tokony ho notenenin'ny HAT ny CAPSAT fa tsy aorian'ny fitifirana.

Rehefa tsy maharo vahoaka fa mamono vahoaka ny miaramila dia aleo ny vahoaka hiaro ny tenany na dia amin'ny totohondry aza.

13. locl ( 25/04/2009 19:22)
Marina ny an'i "Hery", za aloha na aty lavitra aty azy dia mba mampahery ny olona no hany azoko hatao e!
Miaramilam-bola ireo fa tsy an'i Vahoaka
14. ravalotgv ( 25/04/2009 19:47)
za manao karate sy judo fa tsy manao politika

snifff
tcroufff

tsy ampy dozy
:@ :@ :@ :@ :@ :@
15. andrywui ( 25/04/2009 20:55)
ha ha ha hoy ra kalaky zay oe : perte be ve nareo ry TIM raha mpetraka kely aloha fa tsy mandrangitra e ! ohatra fotsiny hoe mba aleo aloha hilamindam ny tanan sa de ny hanao be loha foan ve
16. reeves ( 26/04/2009 08:56)
raha olona tena mikatsaka filaminana sy tia an`i Madagasikara marina dia manaiky HIDINIKA AMBONY LATABATRA , MANAIKY HANAO CONCESSION , MANAIKY FIFAMELAN-KELOKA satria SAMY DISO DAHOLO , MANAIKY HIARA-MITONDRA NY TETEZAMITA HIJERENA NY LESOKA REHETRA ary MANAIKY FIFIDIANANA fa ny vahoaka no mitsara amin`ny alalan`ny fifidianana . Raha miziriziry miala amin`ireo ny TGV dia GUERRE CIVIL no miandry antsika rehetra ka raha ho ampiasain`i TGV HAMONO OLONA tahaka izao ny TAFIKA ( izay tsy haiko aloha hoe ny CAPSAT sy FORT DUCHESNES irery ve sa ny Tafika manontolo ) dia LOJIKA raha MIDITRA NY KUNG FU hifanohana amin`ny vahoaka . Mazava ho azy fa fanairana ny rehetra hiverina ambony latabatra izany fa tsy hisy hahazo tombon-tsoa amin`ny guerre civile akory kanefa efa akaiky izany raha ny tsy fananan`ity HAT finiavana amin`izany ity no jerena . Ny tena pression eo amin`ny HAT koa manko dia eto amin`ireto MUTINS CAPSAT izay voatery tsy hanaiky concession mihitsy fa matahotra mafy na dia BIEN PAYES aza ka voatery mampiasa hery etsy sy eroa anehoany an`izay tsy fanekeny izay dia ohatran`ny hoe HO RAIKITRA IHANY TY GUERRE CIVILE TY raha izay no jerena .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1439