Ny vahaolana: miala TGV sy ny tariny dia atao ny fifidianana

1. ifiona ( 25/04/2009 10:48)
condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries.

tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mbola ho toerany aza eo hatr@ 2012.


Ka noho izany, mba tsy hisian'ny ady, dia miala TGV, dia atao aingana ny élection.

I TGV KOSA DIA TSY AFAKA MIROTSAKA NOHO NY ANTONY TSOTRA:
- mpanogam-panjakàna
- tsy ampy taona amin'ny maha président
- nationalité frantsay.

novalian'i nancy ny 26/04/2009 19:00
2. xxx ( 25/04/2009 11:04)
ifiona:

condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries.

tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mbola ho toerany aza eo hatr@ 2012.


Ka noho izany, mba tsy hisian'ny ady, dia miala TGV, dia atao aingana ny élection.

I TGV KOSA DIA TSY AFAKA MIROTSAKA NOHO NY ANTONY TSOTRA:
- mpanogam-panjakàna
- tsy ampy taona amin'ny maha président
- nationalité frantsay.



Raha manana nationalite frantsay izy , nahoana no nofidina ho lehiben'tanana?


3. ifiona ( 25/04/2009 11:23)
tsy fantatro aloha zay momban'ny lalàna mifehy ny conditions @ filatsahana ho ben'ny tanàna, fa na ny taonany aza dia efa tsy hafahany milatsaka ho filohan'ny repoblika.
4. Ika ( 25/04/2009 12:04)
za d'accord 100%
5. Noue ( 25/04/2009 12:57)
za koa d'accord 100%
6. rakaroka ( 25/04/2009 13:31)
Dia ataovy aza ny "referendum" tsy en forum fa sur terrain koa!
Koa na handany 100 isan-jato eto iika toa rizareo any anie no... :?
7. Oay ( 25/04/2009 15:18)
ifiona:

condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries.

tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mbola ho toerany aza eo hatr@ 2012.


Ka noho izany, mba tsy hisian'ny ady, dia miala TGV, dia atao aingana ny élection.

I TGV KOSA DIA TSY AFAKA MIROTSAKA NOHO NY ANTONY TSOTRA:
- mpanogam-panjakàna
- tsy ampy taona amin'ny maha président
- nationalité frantsay.




Tena tsy misy iadiana hevitra fa ao tsara, fa misy fanontaniana:

1°Ahoana ny momba ny repoblika: vaovao sa ankan'asa ny teo aloha!
2°Ahoana ny momba ireo mpanao politika voatery nitsoaka an'i Madagasikara?
3°Ny manana nationalité frantsay rehetra ve no tsy afaka mirotsaka?

Momba ilay tsy ampy taona indray d:

1°USA: Bill clinton est élu gouverneur de l'Arkansas en 1978. À 32 ans, il est alors le plus jeune gouverneur d’un État.

2°Afrique:Joseph Kabila Kabange, né le 4 juin 1971 à Hewa Bora, est le président de la République démocratique du Congo depuis l'assassinat de l'ancien président, son père Laurent-Désiré Kabila, le 16 janvier 2001.

Amarino io fa azonareo hamarinina satria tao @ aterineto no nakana anazy!





8. KALACK ( 25/04/2009 15:51)
I TGV KOSA DIA TSY AFAKA MIROTSAKA NOHO NY ANTONY TSOTRA:
- mpanogam-panjakàna
- tsy ampy taona amin'ny maha président
- nationalité frantsay.



ifiona a! natory tsara ve ifiona halina sa nanao inona ? tsy vitan'ny efa miala ve ny TGV de mbola tsy mahazo manao fifidianana koa
9. bazylou ( 25/04/2009 16:28)
efa misy anie ny referendum amin'ny septembre e!! nahoana no tsy mahandry ianareo ??? ary raha miala i tgv dia atao nyfifidianan, dia iza no hiorganize io fifidianan io ary iza no hanmarina azy ??? aza mianakendry sy ketrina e!!!!!! izay foana le fikan'ny tim teo aloha!!!
tim non,non
tgv oui,oui :-D :-D
10. KALACK ( 25/04/2009 16:36)
Tim ve non, non!!
tgv ve oui oui ,
mahay lecon tsika iaby e !!


rehefa hita fa mba tsy mety aloha le fakana Pouvoir amin kery de mba tokony miandry rano tonitony aloha ny Tim fa tsy mibosesika be foana toy xio fa manjary be ny lasa sorona le olona
11. salopard ( 25/04/2009 16:43)
ifio:
Ny vahaolana: miala TGV sy ny tariny dia atao ny fifidianana


TGV miala= oui, possible
sy ny tariny= non, car impossible


ny tarik'i TGV , no tarik'i Ravalo taloha, sady tarik' i Radidy taloha, no tarik'i zafy,

ny rôle sy ny scenario ihany no miova sy ifanakalozana, fa ny acteurs ny teo ihany no teo,

Manandafy, andriamiseza,ndrianarijaona sylla, ratsirahonana, ny hasina, ranjivason, constant raveloson, raharinarivo, moxe,ramaroson alain, etc.....


rahatsy hoe : ifiona no sefo

dia izaho no directeur de gabonen-dry, dia hitako foana indry rehefa migabone,

tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry babazy a , chocolat, na vovondronono e!

snif...
tchouf...


12. halloween ( 25/04/2009 17:00)
Fa rehefa hita fa mba tsy mety aloha le fakana Pouvoir amin kery de mba tokony miandry rano tonitony aloha ny Tim fa tsy mibosesika be foana toy io fa manjary be ny lasa sorona le olona ! tsy vitan'ny fo akory ny fanalana ny alahelo

13. nancy ( 25/04/2009 17:57)
Ka efa hiala i tgv izao.
Izay anie ny mission-ny hatramin'ny voalohany e: Hanala an-dRavalomanana dia hampody ny exiles politiques. Efa tafody izany i pierrot dia omeny azy ny pouvoir fa vita ny mission-ny. Ngaha tsy raharaha be ilay politika e.

ifiona:

condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries.

tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mbola ho toerany aza eo hatr@ 2012.


Ka noho izany, mba tsy hisian'ny ady, dia miala TGV, dia atao aingana ny élection.

I TGV KOSA DIA TSY AFAKA MIROTSAKA NOHO NY ANTONY TSOTRA:
- mpanogam-panjakàna
- tsy ampy taona amin'ny maha président
- nationalité frantsay.





14. locl ( 25/04/2009 19:32)
Mbo, araka ny contitution kosa ry "KALACK" dia tsy mahazo miditra TGV satria tsy ampy taona a! Ireo filoha tany Afrika tsy nisy constitution nandrara azy, sady iza koa no hifidy an'iny???
Fa raha ny momba an'iRa8 aloha dia raha azoko tsara ny fandehan'ilay fivoriana UA @ 30 avril dia ho izy ihany ny ho eo fa ny hizara pouvoir no tsy hay hoe ahoana, ary fifidianana "reférendum" no hatao fa tsy président. Io no hitako fa hampilamina.
Fa ny tena loza ange dia irets MAFIA t@ andron'i Deba no tena tsy mety @ fivrenan'i Ra8 satria tena tsy nisy fika zareo nandritry ny 7ans, dia zareo zao manararaotra be izao (ex: ny fandrombana hazo ao @ faritra SAVA). Ka ireo no mila heverina haingana zay hatao aminy satria ny capitaine d'équipe Pierro Rajaonarivelo no hiverina ao
15. Noue ( 25/04/2009 19:38)
Ka efa hiala i tgv izao.
Izay anie ny mission-ny hatramin'ny voalohany e: Hanala an-dRavalomanana dia hampody ny exiles politiques. Efa tafody izany i pierrot dia omeny azy ny pouvoir fa vita ny mission-ny. Ngaha tsy raharaha be ilay politika e.
jereo atsy ambadika fa toa oe efa nogadraina sahady eny Tsiafahy i pierrot ???
16. andrywui ( 25/04/2009 21:14)
ifiona ve tena natory tsara halina sa tsia ??
17. nancy ( 25/04/2009 22:43)
ka raha izany no izy dia ho vita tsy hoela ny amin'i tgv izany e. Sady tsy nanaja ny fifanarahany tamin'izay naniraka azy hanao ilay mission izy izany fa tonga dia te hibodo toerana....
na koa sinema daholo ireny e, mody asianaa ady aloha fa avy eo nefa miala moramora....
Aleo hanao eo daholo fa samy miseho ho mahay politika e.


[/quote]jereo atsy ambadika fa toa oe efa nogadraina sahady eny Tsiafahy i pierrot ???
[/quote]


18. Garfield ( 26/04/2009 18:01)
Aza miheritreritra an dada ho tafaverina eo am fitondrana intsony oa lisany fa vita dada,Nomena chance ka tsy nahay nisaisie ka efa lasa iz zao,chance no nahatonga an dada teo am fitondrana,ny chance indray ihany no miverina/raha tsy hoe afaka 50 taona indray nga ra hiverina intsony;indrisy fa mety efa ho lasan-korazana dada amzany :-D ,teo am fitondrana iz nangalatra sy nanao antsojay sy nanao barofo ny fananan'ny malagasy fotsiny no nataona ka tsy maints nesorina teo fa sady tsy mahay politika no mangalatra sy mandainga fotsiny
19. nancy ( 26/04/2009 19:00)
Na hiverina Ravalo na tsy hiverina, ny fantatray dia miala teo tgv fa tsy alehany e. Mpamono olona, mpitady seza, te ho deraina, nefa tsisy fahaizana na kely aza. Efa ho vita fa kely sisa e.


Garfield:

Aza miheritreritra an dada ho tafaverina eo am fitondrana intsony oa lisany fa vita dada,Nomena chance ka tsy nahay nisaisie ka efa lasa iz zao,chance no nahatonga an dada teo am fitondrana,ny chance indray ihany no miverina/raha tsy hoe afaka 50 taona indray nga ra hiverina intsony;indrisy fa mety efa ho lasan-korazana dada amzany :-D ,teo am fitondrana iz nangalatra sy nanao antsojay sy nanao barofo ny fananan'ny malagasy fotsiny no nataona ka tsy maints nesorina teo fa sady tsy mahay politika no mangalatra sy mandainga fotsiny



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081