tsisy prisonier politika izany @ andorn i tgv

1. ravalotgv ( 25/04/2009 08:53)
19H40 : les 4 députés Legalistes pris par les militaires ont été transférés à Tsiafahy, le PM monja Roindefo a dit lors de son interview (tv plus) que ces 4 députés sont complices de meurtre lors des manifestations


sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i KALACK ny 25/04/2009 16:43
2. essera ( 25/04/2009 09:06)
Voa ianao raha eo am resaka lalàna :
1/ Efa tsy députés intsony aloha ry zareo.
2/ Raha atao hoe députés indray izy a dia anisan'ny heloka azo hanenjehana ny députés ny resaka famonoan'olona.
3/ Raha fanehoana hevitra ara-politika indray dia diso ianao satria : izy ireo no commanditaire nizara vola nampamono olona.
Akôry zén ?
3. Oay ( 25/04/2009 09:37)
Ahoana moa no tena hamaritana ilay gadra politika é!

Ny tena gaigy be @ izao fotoana izao koa aloha tena sarotra be satria:

1°Raha toa ka tany milamina ny t@ fitondran'i Ravalomanana d azo lazaina fa i Ravalomanana tokoa no nifehy ny tany ka d afaka nandray fanampahankevitra ampilaminana izy, noho izany raha nanagadra izy d satria izy mihintsy no nanome baiko hanagadrana!

2°Amin'izao fotoana izao indray d fitondrana tetezamita sady ny tany tsy milamina noho izany d samy manao izay tiany atao ka jereo ary izay niseho teny Ivato t@ fandehanan'ny fianakavian'i Andry Rajoelina é!
Ka raha ny resaka hoe tsisy prisonier politika mandritra ny andron'ny TGV d ny azo atao valiny d hoe enao afaka miditra aterineto d mba jereo izay mitranga ao Thailand d ao ny valiny satria mitovy @ izao zava-misy eto amintsika izao ny zava-mitranga ao!
4. ravatorano ( 25/04/2009 09:46)
essera < nenah wa dia asehoy aloha ilay porofo hita mivainga fa tena nanao ilay heloka ilay olona na iza io na iza !
rah tsizany dia mitovy amin 'ilay raikalahy taloha teo ihany
ny gadra politika anie matoa gadraiana amin'ny tany tsy mandroso dia noho'ny "coup monté" na fanamboarana dossier any ambadika entina hanamelohana azy e ! misy tamin ireo navoaka ireo aloha izany saingy ny sasany koa dia tena fatapoko fatatry ny firenena fa nanao heloka be vava nefa dia navotsotra ihany na farafaharatsiny nomena fahafahana arahi maso amin'ny toerana tsara sy madio ary azon'ny tsio-dranomasina !
vao omaly ny minisitra iray ao amin'ny hat no nilaza tao amin'ny tvm fa milam ny tany ka aiza ary izany ; za ihany koa dia maita fa tsy milamina ny tany.Ouz we isika mpitatira vavoao amintony aterineto itony no mapisahotaka ny any ivelany fa ry zareo tonga eto mahita fa tena miasa tsara ny hat ??? asa amin'ny tany tsy mlam v d aoana zany ra Oay ?
Faly izany zao Ingahy Von... fa efa nalafa eny tsiafahy ireo deputé Vakinà fahiny alohan'ny hitsarana azy ! izay tokoa ilay hoe toerana misolo toerana dia reefa lasa ny tgv dia iza indray no hisolo an'ireo eny ??????
ho aiza isika ity ry zareo an !
5. ravalotgv ( 25/04/2009 09:52)
ravatorano:


ho aiza isika ity ry zareo an !


nde hifamono fa ho aiza ndray eee

sniff
tchrouff


:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. ravatorano ( 25/04/2009 10:32)
hifamono ??????
oka kosa kle
fiainana ef amanahirana be izao v less mbola hifamono indray an
tsy izany toe tsaina izany koa no tsara hitondrana ny politika amizao kle
aleo mlam mihitsy klouh fa tena henjana ity
7. Noue ( 25/04/2009 13:01)
ravalotgv:
nde hifamono fa ho aiza ndray eee
dia hitondra inona io hifamono io ee??? sao dia adala aza ianao ity?? ny maty rehetra nisy teo aza efa mahonena


8. KALACK ( 25/04/2009 16:43)
Mila mandefitra aloha ny TIM de mandini tena tsara hoe : mety ve izao manao coup de tete amin'ny raharahampirenena izao satria hita fa mihamitombo le olona maty sy maratra ! tsy mety ve nareo ry TIM raha mba mampitony kely ny fo aloha ka mba miandry indray ny rano ho tonitony aloha !! zao ; zao noho ity toedraharaha mafana mahavoatifitra amatetika ny Tim ty de malaina mihitsy ny mpisera ny hiditra eto mba hiresaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0611