Norobaina Fa2 ny Maada sy Fahazavana

1. almada ( 24/04/2009 15:16)
Tamin’ny 04 ora hariva teo dia nalain’ny miaramila indray ny fitaovana rehetra tao amin’ny radio Mada sy Fahazavana. Tapaka tanteraka izany ny fifandraisana eo @ mpanohana ny ara-dalana na izany tsy kivy ary mbola maro ny fitaovana azo hampiasaina.
Tsarovy ry TGVendrana fa efa tany mandroso izao.
Ary aiza ity Demokrasia nondrandrandraina teo ity eh !
Tongava saina ry Malagasy namana fa sao ho tafaletika lalina ao anaty aizina ity firenena jereo fotsiny ny Toekarena sahady
Ny mino TSY MAITSY MANDRESY

Aiza ity FAHAFAHANA
2. sitlo ( 24/04/2009 15:27)
Mialy manao style Ratsiraka. Rehefa ho any andafy izy dia hisy ra latsaka eo izay. Dia aty aoriana dia hoe apolitique e, iza no novonoiko e....
3. xxx ( 24/04/2009 16:06)
hita fa manao fika na T1 mihintsy
4. fijo ( 24/04/2009 20:14)
mampalahelo fa atao ahoana fa izay no izy e
5. yonikafopl ( 25/04/2009 04:02)
izay maheno izany ka tsy tonga saina dia efa tsy misaina amin'ny atidoha intsony, na efa azo lazaina fa mitovy amin'ny biby mihintsy ny fisainany.
Inona no nodradradraina ho niatombohan'ny grevin'ny TGV??? satria nakatona ny VIVA, raha ny fahalalako azzy de tsy nisy ny fandrobana fitaovana,
De inona io mitranga io zany zao?????

Mba mandiniha sy misaina wa,ianareo mpamporisika ireo nge tsy misy any Dago na iray aza e, fa eo no mivazavaza sy mamporisika ny alika romotra hihinana ny malagasy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007