tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA

1. xxx ( 24/04/2009 05:52)
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA

Tsy mino aho raha tsy mahita
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:52
2. xxx ( 24/04/2009 06:09)
misy marina izany saingy ny tolona tsy maintsy mandresy jamais teto madagascar ka nisy contesatation ka tsy nandresy,i tgv vao 1mois dia efa izao sahady.
3. ravatorano ( 24/04/2009 06:24)
aza manatena ny tsy misy eo e fa aleo mamaoy fa iny ange mora e ! :wink:
sarotra be izany hoe hisy tafika sadec ho tonga eto izany
ny tolona v tsy handresy reefa tena mahari pery sy manao izay ho afany ny mpitarika sy ny mpitolona ao aminny
4. xxx ( 24/04/2009 06:24)
raha misy nahoana no tsy hita, asa fa tsy kabary
ôtran'ny be resaka sy mampandry adrisa fotsiny zany resaka miaramila legaliste izany

le mamita-bahoaka aleo hajanona fa mampanantena tsy misy, 17 ange zao no isan'ny maty omaly e

blà blà blà
5. tsiafoi1 ( 24/04/2009 06:51)

Maty tao amin'ny fitiavan-tanindrazana izy ireny ary velona ao ampon'ny tsirairay kosa. Mirary fihononana ho an'ny fianakavian'ny maty ary mirary faherezana ho an'ny tsy salama.

Nahoana kosa moa no hisy tafika SADC avy hatrany, isika vao manomboka miady... ; isika no tokony hisikina fitiavan-tanindrazana ka hiaro sy hanafaka ny firenentsika vao ny hafa aloa. Valalan'amboa io ka raha ny tompony aza tsy tia fa mamarotra ambongadiny ny fireneny @'ny La Frantsa (TGV), ataon'ny SADC ahoana ny hijabaka, indrindra koa fa raha hiraviravy tanana ny mpitolona. Teo aloa aza tsisy coctail molotov, asidra, basy... sy ny tariny, nahavita nanohitra ny mpanjanaka ny V V S sy menalamba, koa fe ankehitriny andeha hiantehitra amin'ny SADC... Avondrony sy atambaro ny herim-po izay ananana, dia tohizo ny tolona, efa fiandohany ireny...
6. fijo ( 24/04/2009 21:52)
tandremo ihan ynef asao maty any an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3928