nahazo lafarine be Mialy Rajoelina tany @ aeroport
3. ifiona
(
23/04/2009 20:09)
manao essai amin'ilay lien azafady indrindra tompoko
[URL=http://img145.imageshack.us/my.php?image=09090423parismialyrajoe.jpg][IMG]http://img145.imageshack.us/img145/1025/09090423parismialyrajoe.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img145.imageshack.us/my.php?image=09090423parismialyrajoe.jpg][IMG]http://img145.imageshack.us/img145/1025/09090423parismialyrajoe.th.jpg[/IMG][/URL]
5. locl
(
23/04/2009 20:12)
Hatao inona lafarinina sa hovaina indray ny fotontsakafo Malagasy, c'est vraiment "con"
6. ravalotgv
(
23/04/2009 20:13)
tsss manin kosa izy no tonga de omenareo vovoka be tsy mahazaka io fa ingain io ndray izao i tgv rehefa miverina izy satria sniffeny ao anaty vam io
sniff
snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
reveny io ka
snifff
sniff
snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
reveny io ka
snifff
7. xxx
(
23/04/2009 20:18)
locl tsy naleonao ve lafarina toy izay voatabia e
ampahafiry ny olona voatifitifitra noho ny baikon'ny vadiny ihany.
hitako hoe symbolique tsara ny zavatra nataon'ireo olona ireo.
ampahafiry ny olona voatifitifitra noho ny baikon'ny vadiny ihany.
hitako hoe symbolique tsara ny zavatra nataon'ireo olona ireo.
9. ravalotgv
(
23/04/2009 20:31)
fijo:
tokony nasiana atody anie aloha fa io e.amin'izay avy dia mety ny gatô
ALEO LE FOTSIFOTSY KAA INY TONDE SNIFFFF JEREO FA MAIKA BE IZY HO ANATY DABA HI SNIFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. tsiafoi1
(
24/04/2009 05:54)
F'angah tsisy garde de corps sy accueil diplomatique la première dame de pique?
Zao anie le hoe ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA. Zara aza tsy pilotra fa mbola hendry ny malagasy.
Zao anie le hoe ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA. Zara aza tsy pilotra fa mbola hendry ny malagasy.
11. HeryLo
(
24/04/2009 06:16)
Zara aza iny fotsiny no nanaovan'olona azy fa za niheritreritra ny pire mihintsy raha ny momba azy.
12. Hinagasy
(
26/04/2009 23:09)
Izaho kosa aloha tsy manome rariny ny olona mitoraka lafarinina izany. Eto ny pancarte dia antsoitsoy fa ny mitoraka lafarinina mikasy tanana no dikany. Aleo asiana fananjan-tena, sy fitazonana ny fo.
Entim-po di manaonao foana! Ireo CAPSAT koa ange entimpo koa dia manaonao foana e! na dia hoe TSY AZO AMPITOVIANA MIHITSY MIHITSY aza ny balle sy ny la farine, ilay fo tezitra no lazaiko, samy ny fo tezitra no miasa dia mahavita mikasi-tanana olona, saingy ny anareo ny lafarinina no afaka atoraka fa ny CAPSAT ny basy no eo ampelatanany.