na ny NU aza niaiky
2. rabaradaka
(
23/04/2009 10:08)
Dadatoa a, tsy ho any Bruxelles i Rajoelina fa afa-baraka any. Ny henoko de matahotra izy ho any satria tsapany fa tsy misy zavatra hainy sady malaza eran-tany koa fa hoe le plus jeune putschiste de la planète
3. Mirananirina
(
23/04/2009 10:43)
Ho hita eo izany ny tohiny raha hoany izy na tsia 8O ,neverina handamina kay .........
4. xxx
(
23/04/2009 10:58)
Androany ilay alakamisy, koa satria mbola tsy aty Bruxelles izy, dia tsy ho avy izany.
http://www.lesoir.be/actualite/monde/l-onu-planche-sur-la-somalie-2009-04-23-702499.shtml
http://www.lesoir.be/actualite/monde/l-onu-planche-sur-la-somalie-2009-04-23-702499.shtml
5. halloween
(
23/04/2009 11:56)
Mahamay ny Tim ! miha lany hery, miha lany hery foana ry Tim malalako de ho faty ny farany !
6. fijo
(
23/04/2009 20:37)
tsy nankany i andry satria fantany ,fa naika hanery azy hidinika ny firenena mikambana
