RY CAPSAT

1. xxx ( 22/04/2009 20:53)
mampalahelo ny zavatra nataony reo miaramila ny capsat, tsy fananany Ravalomanana io fa fananam-bahoaka!
http://www.dailymotion.com/video/x8pypn_mampitomany_news
novalian'i pyar24969 ny 23/04/2009 12:14
2. fijo ( 22/04/2009 20:58)
henatra hoan'ny firenena ny tafika malagasy.indrisy
3. xxx ( 22/04/2009 21:39)
ny regiment capsat ve raha misy 200 soldat eo ,mihetsika ianareo ry zalahy
4. fijo ( 22/04/2009 21:43)
ny miaramil asasany wa sarimbavy fa aza manantena sarimbavy iznay
5. ravalotgv ( 22/04/2009 22:08)
sniff
tchroufff
nahazo dozy be loatra ry lerony angamba

teneno ihany izy tsy handany le izy sao mbola vao maika mivaralila noho izao

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. xxx ( 22/04/2009 22:19)
ravalotgv:

sniff
tchroufff
nahazo dozy be loatra ry lerony angamba

teneno ihany izy tsy handany le izy sao mbola vao maika mivaralila noho izao

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@


Msonikira sy mitsofà eny @ sisiny aloha ry akama ravalotgv fa mbola vao tena hatomboka @ izay ny atao hoe filama- pahefana mahery sy tena izy a !!!!
:lol: :lol: TTssarrràà ah ah ah !!!! 8) 8) 8) cool! cool! cool !!!!!!!
7. pyar24969 ( 23/04/2009 12:14)
CPSAT VS DARFOUR
`a l'affiche
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4286