raikitra ny fifampitifirana eo ambatobe

1. xxx ( 22/04/2009 14:53)
nandalo teo ambatobe izahay ny maraina teo dia nahita ny tranon'i tgv misokatra ny varavarakely, dia gaga fa raikitra fifampitifiran'i tgv sy mialy teo ambony canape
araka ny vaovao re dia notanteriny mpanao gazety teny antoerana dia nandritra ny fotoana moro i tgv no nidongy noho ireo tolona etsy ambohijatovo,mbola mitohy moa ny fifampitifirana t@ izay niala teny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:32
2. locl ( 22/04/2009 14:56)
ataovy resaka sérieux le izy e!
3. xxx ( 22/04/2009 15:14)
fa tadiavinareo hitifitra vahoaka mihitsy ve tgv e ,aleo izy sy miala hifampitifitra ao.Aza hitako ka hoavy koa ny sadc handray anjara ,ny kapisaty moa teo no niala
4. reeves ( 22/04/2009 15:22)
hihiih , sady ny CAPSAT misy mitondra lance-roquette mihitsy !!!
5. xxx ( 22/04/2009 15:30)
miaramila legaliste moa dia lasa fanaka malemy ny capsaty ry zalahy,sady miambavy no miandahy,valaka mihitsy anie semigamy manao va et viens camps.
6. xxx ( 22/04/2009 16:32)
i tgv aza kivy lava iny ve mbola ahtsangana ihany le aza a,efa tsy mitsahatra mijery eo ambaravarakely hoe hoavy ihany ve sadeky sy legaliste.
7. ravalotgv ( 22/04/2009 18:51)
snifff
mbola variana nihaninkazo angamba i boaikely dia nisanana teo le sipa goaka

mety marina io mety diso hita ihany @ tohin ny tantara
sniff
tchroufff

mahery izy zany an
:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. fijo ( 22/04/2009 20:32)
milay le izy ka,izao ahay mba hiomehezana kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146