Ravalomanana assure qu'il est toujours président

1. penguin ( 22/04/2009 12:48)
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto.

http://fr.news.yahoo.com/3/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html
...Andry Rajoelina a pris le pouvoir au mois de mars, avec le soutien de l'armée, après des mois de manifestations de rue. Les pays africains et occidentaux ont qualifié cette prise de pouvoir de coup d'Etat...
"Je n'ai pas démissionné en tant que président de Madagascar", a déclaré M. Ravalomanana. "J'ai été contraint de passer le relais sous la menace d'une arme (...) Je suis toujours président de Madagascar", a-t-il affirmé, en accusant un groupe de soldats de l'avoir menacé pour qu'il quitte le pouvoir.
Milaza izy tenany ary manoratra sy milaza izay lazainy izao tontolo izao. Etsy ankilany dia manamafy sy manely LAINGA ny HAT sy andry tgvendrana.
MIALA NY TGVENDRANA na ahoana na ahoana. TSY MIOVA IO.
novalian'i ralevazou ny 23/04/2009 09:12
2. papala ( 22/04/2009 12:54)
Tena manohana anao ny tenanay. TSY MAINTSY MIALA RY LE MPANDAINGA TSY MANJARY REO! I Président Ravalomanana ihany no mbola président hatramin'izao! Raha mbola misy koa ANDRIAMANITRA TSY FOANA AKORY NY FANANTENANAY! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. andrywai ( 22/04/2009 13:11)
Mijro ary manampy ny ara-dàlana isiaka. Tsy TIM irery io ary hita fa tsy resaka antoko ity fa fiarovana ny ara-dàlana. Ny resaka tgvendrana hafa ka izao vao manomboka mangana antoko tgvendrana etsy sy aroa manerana ny faritany. Avy aiza sa avy niala tamin'ny antokon'iza sa olona avy any an-davaka ireo mangana tgvendrena ireo. Sa lazaina koa fa TIM niala ? Sa MFM niala ary nanaraka ny TAMBATRA tarihin-dry Pety mpangalatr'omby ?
4. andrywai ( 22/04/2009 13:13)
Mijoro ary manampy ny ara-dàlana isiaka. Tsy TIM irery io ary hita fa tsy resaka antoko ity fa fiarovana ny ara-dàlana. Ny resaka tgvendrana hafa ka izao vao manomboka mangana antoko tgvendrana etsy sy aroa manerana ny faritany. Avy aiza sa avy niala tamin'ny antokon'iza sa olona avy any an-davaka ireo mangana tgvendrena ireo. Sa lazaina koa fa TIM niala ? Sa MFM niala ary nanaraka ny TAMBATRA tarihin-dry Pety mpangalatr'omby ?
5. essera ( 22/04/2009 13:18)
Rehefa tena te hanara-dalàna ianareo dia ataovy AM-PILAMINANA fa tsy AKORONTANA INDRAY ILAY REVY
6. andrywai ( 22/04/2009 13:33)
Sarotra ampidirina dia miverina indroa ny anao ry rahalahy havana.
Voa koa aho kay.
Milamina io fa olona mipetraka no naparitakin'ny miaramila.
Esorin-tsiaka ny TGVendrana hihihihi
7. fijo ( 22/04/2009 20:53)
essera ,fa iza no nanakkorontana teo anosy??????
8. ravonjison ( 23/04/2009 08:59)
penguin:

Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto.

http://fr.news.yahoo.com/3/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html
...Andry Rajoelina a pris le pouvoir au mois de mars, avec le soutien de l'armée, après des mois de manifestations de rue. Les pays africains et occidentaux ont qualifié cette prise de pouvoir de coup d'Etat...
"Je n'ai pas démissionné en tant que président de Madagascar", a déclaré M. Ravalomanana. "J'ai été contraint de passer le relais sous la menace d'une arme (...) Je suis toujours président de Madagascar", a-t-il affirmé, en accusant un groupe de soldats de l'avoir menacé pour qu'il quitte le pouvoir.
Milaza izy tenany ary manoratra sy milaza izay lazainy izao tontolo izao. Etsy ankilany dia manamafy sy manely LAINGA ny HAT sy andry tgvendrana.
MIALA NY TGVENDRANA na ahoana na ahoana. TSY MIOVA IO.



Misaotra ry PENQUIN a . Ireo mihitsy no saika havoakako ho an' i ESSERA sy i OAY, fa efa tsy nanamptoana aho ka tsy tratrako.
9. ralevazou ( 23/04/2009 09:12)
De mbola in ndray no tedavin reo FOZAORANA ndoza amin atambo reo hono ry OAY? :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0656