ho itanareo TGViste izany FIRODANANAreo zany!!!

1. molota ( 22/04/2009 07:45)
HAT!! mialà dien'izao ra tsy té ahita ANGANO mihomana daholo ry MPANONGAM-PANJAKANA!!! EFA fantatra daholo ny CIBLE!!!! TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!!
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:32
2. zoam ( 22/04/2009 08:20)
efa vonona izahay ahoana ajedaka daholo izany izay beret rouge mandeha irery ka mifanena aminay eny anelekelantrano eny
3. essera ( 22/04/2009 08:35)
Aza mitabataba tson lisany hoe tgv jiolahim-boto fa efa hita miharihary sady milaza tsy anontaniana fa :

MOLOTA + ZOAM = JIOLAHY fa tsy jiolahim-boto intsony.

Efa mihoatra ny fefy lisany fa misaota ihany aloha nanome renseignement am le cible fa hafa eritreretina fa efa arovana ireo rehetra ireo
4. ronaldo09 ( 22/04/2009 08:47)
Aoka ry very seza !Anjaranay indray izao no mitaingina fa mangina ny vava,ary hono ho'a fa aiza foana ny fatin'ny dadan'ilaisany no mbola tsy tonga foana!Eo mitabataba eo fa izy ary efa maimbo zay ny fatiny ka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. essera ( 22/04/2009 10:06)
Izaho kosa aloha tsy hamporisika ny miaramila na ny mpitandro filaminana hitifitra anareo toy ny nataonareo fahiny hoe : "TIFIRO HO FATY EMMONAT A"

Fa mba mi-conseiller ihany aho hoe : "Raha kely vovok'aina sy tsy mahazaka krimozena d aza misolantsolana eny fa manjary maratra tsy fidiny". Tsy ny vola hamangiana anareo akory no tsy misy fa fitiavana anareo ihany no mba hitenenana.
6. zoam ( 22/04/2009 10:14)
legitime defense ny anay e ,angaha nisy vaky trano rehefa nilahatra fa provocation no betsaka sady izahay koa ange tsy anjely e aina solon'ny aina ka dia miomana hanaovanay azy eo ,mipotraka hatramin'y voamason'i ndrina kely cemgam
7. essera ( 22/04/2009 12:06)
legitime defense ny anay e ,angaha nisy vaky trano rehefa nilahatra fa provocation no betsaka sady izahay koa ange tsy anjely e aina solon'ny aina ka dia miomana hanaovanay azy eo ,mipotraka hatramin'y voamason'i ndrina kely cemgam


Sao d ts zaka le zavatra ry zoam. Tsy maninona ange io raha ajanona.

Moa raha hambo-po dia teneniko anao ihany hoe DISO TOERANA BE MIHITSY.
8. essera ( 22/04/2009 12:29)
legitime defense ny anay e

Raha eo anatrehan'ny lalàna dia diso be ianao a. Mitady dommage ara-bakiteny mahitsy be mihitsy.
Dominao ilay olona dia voakitiny ianao dia avy eo ianao MITOMANY MIDRADRADRADRA. Fita-bitro kely.
Milay kosa aloha iny e.
9. fijo ( 22/04/2009 21:32)
loza fa lasa rediredy sisa le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793