MILAY BE ZAO @IO ZOMA IO DE HISY HARARY FO INDRAY ZAO

1. xxx ( 22/04/2009 07:22)
Tairo ranga ny ampamoaka a, aza atao Ra8 rery no apoaka, tairo ry TIM mba manaova ampamoaka momba ny TGV.
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:34
2. ronaldo09 ( 22/04/2009 08:41)
Raha misy manana dossier dia ataovy e!Zahay TGV ange ka madio e,sady koa tsy matahotra!
3. essera ( 22/04/2009 09:22)
Tairo mihitsy fa ts manah ry ngah. Avoaka aloha ilay vola be tsy naloan'i Ra8 et Cie dia manao arozazy miaraka eo andohanan'alakely isika mba ho terrain neutre
dia ohatra izay koa ny tohiny raha mahita atokona am tgv
4. xxx ( 22/04/2009 10:17)
Apoahy apoahy daholo e, atsikafony daholo ry zareo a
5. Djhamhal ( 22/04/2009 13:58)
Tsara be ilay ampamoaka ary tena mahaliana ahy miitsy fa ny angatahiko de ny ampamoaka nanomboka tany @ famadihana ny tanindrazana t@ 1947 ; ny momba ny Gal Ratsimandrava; ny ROVA may; ny Dahalo ambony latabatra..............dia tonga @ zao 2009 zao ! fa aza avakavahana fa refa ampamoaka de ampamoaka !!!
6. fijo ( 22/04/2009 21:34)
rah any tgv no anao van ahampamoak adia ten aefa feno.vao iray volan ano nitondrany ,dia efa firy ny halatra ampahibemaso vitany.menaka,vary,lafarinina;faty olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3215