Tsy hisy tafika SADC ho avy indray hoe
1. soanja
(
22/04/2009 06:30)
Araka ity voalaza amin'ity vaovao ity dia tsy hanampy ny famerenana an'i Filoha taloha RA8 indray hono ny tafika SADC.
Ary rehefa nandinika hono ry zareo dia tsy voalaza tamin-dry zareo tanteraka hono ny marina rehetra momban'ny fitondrana teo aloha.
http://www.cctv.com/english/20090422/101169.shtml
Ka asa re fa dia miandry izany isika hoe ahoana indray ny tohiny. Mandrapaha dia kalma hatrany, aza misendotra mihitsy fa fisaka ny rariny.

novalian'i Mandefitra ny 22/04/2009 08:44
2. essera
(
22/04/2009 06:34)
Mbola tsy mino ihany ny mpiondana hoe : "Omena fanantenana diso lalàna."
Eritrereto oe efa mandatsa-bato an-tanana dia avy eo ifamaliana aman'olona.
TSY NAMPOZIKO HANAO TOETRAN-JAZA TOY IZAO KOA NAREO A.
:-D :-D :-D :-D :-D

3. Oay
(
22/04/2009 06:55)
essera:
Mbola tsy mino ihany ny mpiondana hoe : "Omena fanantenana diso lalàna."
Eritrereto oe efa mandatsa-bato an-tanana dia avy eo ifamaliana aman'olona.
TSY NAMPOZIKO HANAO TOETRAN-JAZA TOY IZAO KOA NAREO A.
:-D :-D :-D :-D :-D
Vakio ry zareo ilay lohahevitra napetrako manao hoe Ampelendalendaina ny mpanohana d ampitahorina ny mpanohitra...
4. Mandefitra
(
22/04/2009 07:35)
Hoy i Hasina ... raha ireo minisitra fozaorana ireo aloha anie tsy hitako zay hihainoana azy.
Saingy mahay "mandefitra" ny gasy satria tsy tia ady dia miaritra aloha.
Mifalia @ zao fitondrana zao ianareo, fa izahay hisaona ...
"Zanahary tsy andrinareo andrinay ihany ... " hoy ny fitenin-drazana.

5. Oay
(
22/04/2009 07:49)
Mandefitra a!
D afaka miteny koa ve izany izao ny sasany manao hoe "Efa mivaly @ Ravalomanana izao ny nataony" satria taloha d ny TGV no niteny an'io hoe Zanahary tsy andrinareo... d izao faharavan'ny Ravalomanana izao aloha ny zava-misy hatreto!

7. Mandefitra
(
22/04/2009 08:44)
La mort de Christian Sabe, le policier qui a été tué par balle, lors de l’échauffourée entre les militants légalistes et les forces de l’ordre à Anosy, continue à alimenter les conversations. Les réactions ont fusé de partout. Encore en état de choc, certains policiers ont fait part hier de leur indignation et de leur colère en avançant que les autorités essaient de détourner l’opinion publique. «Christian Seba est tombé des balles des forces de l’ordre», ont-ils déclaré. Un responsable de la police a méme affirmé que le rapport qui lui est parvenu n’a jamais mentionné la présence du soi-disant Peugeot 309 rouge qui aurait transporté des tireurs à Anosy. «Nous exigeons l’ouverture d’une enquéte. Il n’est pas besoin d’étre sorcier pour savoir la provenance de la balle qui l’a frappé», ont fulminé les policiers.
Misaotra miara paly @ tsy fahamarinana e.