Ndrianarijaona Bluff !!!

1. xxx ( 21/04/2009 15:29)
Vitsy ihany ny tafika tena manaraka an`io CEMGAM io raha lazaina dia ireo izay NAHAZO VOLA IHANY ( CAPSAT sy ny eny am`FORT DUCHESNE) .
novalian'i reeves ny 22/04/2009 07:22
2. patrick2002 ( 21/04/2009 15:50)
zany ah!
ka maninona ny praiminisitry ny Ravalo (manandafy) no tsy miantso miaramila gasy fa miantso SADC ,midika izany fa ny maro anisa no manaraka anio , na ny jeneraly aza ,tsy mahasahy mandray andraikitra satria efa tsy toa teny intsony ,novidiany Ravalo , dia naloany miaramila .
3. Oay ( 21/04/2009 15:51)
xxx:

Vitsy ihany ny tafika tena manaraka an`io CEMGAM io raha lazaina dia ireo izay NAHAZO VOLA IHANY ( CAPSAT sy ny eny am`FORT DUCHESNE) .


D otrany hitako koa fa manaraka ny any @ faritany satria hita izany rehefa mandeha manao fitsidihamparitany ingahy Andry Rajoelina!

4. xxx ( 21/04/2009 16:26)
ny hoe manaraka aloha tsy mino zah, fa samy mbola miandry kendritohina ny miaramila any aminy faritany!
5. molota ( 21/04/2009 17:17)
tsy misy atokisana intsony ny polisy sy ny sisa izanyé!! efa nitraotra reo ra tena légaliste: vahoaka ihany ko dia mahavita éé :wink:
6. xxx ( 21/04/2009 18:28)
vahoaka ihany koa de mahavita ééé
tsy misy atokisana intsony ny polisy sy ny sisa izanyé!! efa nitraotra reo ra tena légaliste: vahoaka ihany ko dia mahavita éé
! sao de mba entanin fo be fotsiny ise ramosé ? bala ve hiady amin 'ny nofo ?
7. fijo ( 21/04/2009 21:10)
za koa eto momba an'i oay.rah aten amanohitra ireo miaramila ireo,omaly izy no tokon yhietsika ,fa mato amangina amiko dia namany
8. reeves ( 22/04/2009 07:22)
Marina aloha hoe " Qui ne dit rien , consent " . Fa manoloana ny zava-misy aloha dia hita fa miray tsikombakomba am`famoretana hataon`ny HAT ny Tafika , Polisy , Zandary . Manao ahoana re raha tsy mandoa hetra intsony ny vahoaka satria izy ihany no mandoa ny karaman`ireo MPITIFITRA AZY balle reelle e ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6783