Mila ezaka tena goavana dia goavana

1. benasy ( 21/04/2009 10:09)
Tsy hitsara aho, fa milaza ny zava-misy sy hitako fotsiny....Misy gazety sy mpanao gazety eto amintsika, tena tsy mahalala akory ny "nuances" sy ny mety ho vokatry ny zavatra lazainy.... Efa misy hitantsika ireny.... ary tena misy fiantraikany igagana tokoa ! Fitaizana no ilofosy fa tsy toro vohony hamarina an-kady ny firenena ..... Misaotra e !
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:11
2. accolade ( 29/04/2009 10:11)
Ireo Mpiasan'ny MaTV tena tsy tokony ho mpanao gazety fa manoro vohony fotsiny ny zanakay !
inona lé ara-dalàna lazainareo fa tsy azonay e! inona moa izao no ara-dalàna ??? nahoana ny lazainareo hoe ara-dalàna no tsy mifehy ny ministera isan-karazany fa manao minisitra piraty fotsiny ?
Ny tena ara-dalàna izao dia ireny minisitra taloha ireny ihany no miverina, satria tsy mbola nisy didy navoakan'ny fitondrana ara-dalànanareo manafoana ny andraikitr'ireo olona ireo... nefa ity Manandafy toa manonona anaran'olona fahoany fahoany fotsiny eny ?? ara-dalàna izany aminareo ve ???
MaTV aaaa !!!!!! Tsy natao hamotehana ny taranaka ianareo, fa natao hilaza ny marina eeeeeeee!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.434