ra8 ne viendra pas

1. ravalotgv ( 18/04/2009 08:59)
tsy lasa tena maimbo rà ny malagasy aleo manao antsesitany any swaziland aloha Aleo aloha hilamina sao de miverina @ tenin i ra8 hoe hoe ça va étre un bain de sang ici, c'est moi qui donnasse les ordres et les militaires tirassent =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i bazylou ny 18/04/2009 23:12
2. Oay ( 18/04/2009 10:07)
ravalotgv:

tsy lasa tena maimbo rà ny malagasy aleo manao antsesitany any swaziland aloha Aleo aloha hilamina sao de miverina @ tenin i ra8 hoe hoe ça va étre un bain de sang ici, c'est moi qui donnasse les ordres et les militaires tirassent =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


Mangetaheta anefa izy éééééééééé! d notolorako ronono an-tavy aaaaa!

3. xxx ( 18/04/2009 10:12)
Natsangaha haingana le gouvernement a la hat,dia nalefa eny ivato ireo DCA sy ny blindé hoe hitsena an'i ra8,dia navoka haingana koa ny mandat d'arret contre an'i ra8,dia inona koa manaraka e,te hifidy ny lohany nefa matahotra ny masony =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. bazylou ( 18/04/2009 10:21)
le lohany aza nilefa natahoatra ny hiverina, koooooo!!! :-D :-D :-D :-D
5. halloween ( 18/04/2009 10:29)
Ny vodiny mbola eto kà , minanànana ato am forum ato izy amzao fotoana izao ,
ny solontenan'ny SADC hoe ho avy tamin alarobia aza tsy hita ko , ho possible ve zan oe anio asabotsy zan
6. Mirananirina ( 18/04/2009 10:29)
Iza moa no miteny anareo fa mbola any izy e :) :) .
ao mada izy.ngeza anie io e.
7. xxx ( 18/04/2009 10:35)
ny mahamaika ny HAT toa resaka ra8 foana,izay anie no nijoroan'io e
8. Mirananirina ( 18/04/2009 11:10)
Ny vodiny mbola eto kà

hallo an,iza no miteny tsara eto foana e :)
9. andrywui ( 18/04/2009 11:32)
TENA LE HEVITENY HAFA IO RY mIRANA FA TS LE ERITRERETINAO §§
10. Mirananirina ( 18/04/2009 11:47)
TENA LE HEVITENY HAFA IO RY mIRANA FA TS LE ERITRERETINAO §§
tsy misy heviny io fa io no izy
11. Oay ( 18/04/2009 11:59)
Mirananirina:

TENA LE HEVITENY HAFA IO RY mIRANA FA TS LE ERITRERETINAO §§
tsy misy heviny io fa io no izy



Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
12. Mirananirina ( 18/04/2009 12:27)
Hoy i Mirananirina:


Voalaza teo :
TENA LE HEVITENY HAFA IO RY mIRANA FA TS LE ERITRERETINAO §§
tsy misy heviny io fa io no izy




Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééé

sao ianao v no salop................sa??????????????????? :lol:
13. xxx ( 18/04/2009 13:35)
NY VODINY MBOLA MANGETONGETOTRA AO AMBOHIJATOVO AO
=)) =)) =)) =))
14. pikatti ( 18/04/2009 13:53)
marina ve ry xxx12 ary zay no mahataraiky azy zany kah,tsy amelan'ny olona ao iny fa nidi-kizo :-D :-D :-D
15. bazylou ( 18/04/2009 23:12)
le8 ne viendra jamais hoe notena marina e...................!!! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0987