Roindefo : 0,0%

1. sohitika2008 ( 18/04/2009 07:13)
Aotra faingo aotra isanjato 0,0%

izany no vato azon'ilay ndaty io rehefa misy fifidianana
governemanta tsy mamely io, fitondrana tsy mamely
Haute Autorité de Trahison marina! Aotra Zero Manatody
novalian'i menalamba ny 19/04/2009 14:07
2. xxx ( 18/04/2009 07:46)
ka izy anie tsy mety ho lasy mihitsy dia aleony manao coup d'etat solution rapide ahazoana saosy mba tsy hanaovany cheque sans provision intsony
3. BOYSGOSS ( 18/04/2009 08:42)
Tsy izy irery fa ireo HAT ireo sy ny mpanohatra ny Filoha Ra8, mba atambaro anie vato azon'ireo t@ fifidiana fa tsy ampy ny atsasan'ny azon'i Filoha RAVALOMANANA ary zany no tsy naneken'ireo réferemdum fa tsy maintsy hametrahany ny olony alou eo (Maire,region,...sns) mba ahafahany mangala-bato.

Ra-lucky lucke sy ny ekipany tssssss.... bac ary tsy hanana
4. Mirananirina ( 18/04/2009 10:34)
Ka izay no maha HAT azy
5. halloween ( 18/04/2009 10:35)
Ra-lucky lucke sy ny ekipany tssssss.... bac ary tsy hanana



ary Ravalo angah ry boygoss tampimpahaizana be ?? fahaizan dronono ve no mety sa fahaizan'inona ??

Ary matoa izy nahazo fitondrana de manatsaina sy stratezia zay
6. Mirananirina ( 18/04/2009 11:52)
ary Ravalo angah ry boygoss tampimpahaizana be ??

hallo a,raha samy tsy mahay dia inona no tokony hatao izany??????????????Apetraho eo ny olomanga ary e :)
7. Oay ( 18/04/2009 12:00)
Mirananirina:

ary Ravalo angah ry boygoss tampimpahaizana be ??

hallo a,raha samy tsy mahay dia inona no tokony hatao izany??????????????Apetraho eo ny olomanga ary e :)



Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
8. Mirananirina ( 18/04/2009 12:29)
Hoy i Mirananirina:


Voalaza teo :
ary Ravalo angah ry boygoss tampimpahaizana be ??

hallo a,raha samy tsy mahay dia inona no tokony hatao izany??????????????Apetraho eo ny olomanga ary e




Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé

tsy hitanao intsony ve izay lazaina sa..............
Avohay eo izy e,mahatanty ny aty :lol: :lol: :lol:
9. pikatti ( 18/04/2009 16:14)
i salopard mbola mitono kisoa é :-D :-D :-D
10. xxx ( 18/04/2009 21:24)
Iza aloha no tena bogosy sy bodroaty @ izy mitsama é , Ra 8 sa Ra Andry !!
:-D :-D Ny anay zé bôgany ihany !!!ah ah ah !!
11. Mirananirina ( 19/04/2009 13:29)
i salopard mbola mitono kisoa é
hahaha marina izany e
Iza aloha no tena bogosy sy bodroaty @ izy mitsama é , Ra 8 sa Ra Andry !!
Ny anay zé bôgany ihany !!!ah ah ah !!

bogany ?ary ny toetra koa ve bogany e?
12. menalamba ( 19/04/2009 14:07)
Jereo tsara fa itony roindefo itony dia karazan'olona mpisoloky daholo ny fianakaviany. T@ ity taona ity ilay zandriny dia nody nilefa any Dago satria tsy nandoha ny karaman'ny mpiasany rehetra tany Pau ,any atsimon'i frantsa .Dia nakaton'ny fanjakana ilay orin'asany sady voatery nandoha onitra be ,dia nilefa malaky tany Dago ,ary dia mbola nanohy ny fanaony ihany ( jereo ny ao @ gazety moov) ,fa nisoloky ilay ramatoa niara niasa taminy t@ fanafarana simenitra sy siramamy ,kanefa ny séky tsisy drala akory... dia tany amponja no niafarany ,dia nimenomenona ny zokiny lahy i roindefo fa resaka politika hono no antony nanagadrana ity zandriny !!! :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3473