tgv tsy mahay teny anglais
1. ravalotgv
(
17/04/2009 21:50)
hahaha lasan i roindefo ny finanana fa ra tgv tsy mahay teny anglais de raikitra ny fanazavana eto ami foibe hoe otrin le vidin le contrat
:P :P :P :P :P :P :P
:P :P :P :P :P :P :P
novalian'i Oay ny 18/04/2009 12:03
3. xxx
(
17/04/2009 22:50)
Tsy fahaizana tenim-pirenena hafa ankoatran'ny malagasy ve misy hoatran'i Ra8 fa dia mba resaka tiana hatavy ko ity
4. bazylou
(
17/04/2009 22:57)
=)) =)) =)) =)) :-@ :-@ esyyy e ry ravalotgv!! mitono tena ianareo izany an!!
