Ampidiro aloha ny tenimiafina
loza b
1. xxx
(
17/04/2009 10:51)
hoy tgv hoe tsy hasiana viza tsony hoe dago ka aiza no hisy tanana tsisy visa tsy loza fa tena fanjakan'ny andry marina zany io,merci :!:
2. xxx
(
17/04/2009 10:57)
tena loza be marina zany!!
lozaloza fa nangetotra ny foza !!!fozaorana dia zao manaonao foana zao indray
3. KALACK
(
17/04/2009 11:07)
Tsisy VISA fa henjana noho ny visa ny methode hampiharina amin fidirana eto dago ry vesa a
4. Mirananirina
(
17/04/2009 11:23)
hoy tgv hoe tsy hasiana viza tsony hoe dago
D'efa tanana ny jiolahy sy ny mpangalatra rehetra eran'izao tontolo izao izany?? :(
5. xxx
(
17/04/2009 16:26)
KOA FANJAKANY BAROA KOU? TAIZA TETO AMINIZAO TONTOLO IZAO NO NISY ANIZANY, TSY VAO MAIKA VE TSY HOAVY NY TOURISTE AMINIZANY SATRIA GABORARAKA,
6. fijo
(
17/04/2009 21:58)
hihihi boite de nwi anie io e