Manandafy :
Amiko dia olona na nanana niaina ela tao amin'ny politika aza dia tsy azoko antoka amin'izany maha-praiminisitra izany. Lazaiko eto izao, mifankaiza i Manandafy sy Andriamanjato Richard. Ireo bandy roa ireo dia samy efa nisolelaka tak'reny ireny tamin'ny filoha hajaina isany. Raha vao ny olona no tsy manana tena hevitra hijoroany izany eo amin'io dia efa olona hobaikoina fotsiny fa tsy mahatapa-kevitra.
Roindefo :
Na tanora aza izy dia izao no tadidio tsara. Tsy dia fantatry ny olona loatra io bandy io kanefa dia nataon'ny dadany tokoa hoe "zah ve rangah no tsy mahay mamatotra lase-kiraro dia ny zanako koa dia ohatra izay". Dia mba jereo ombieny ombieny fa bandy tena manana fomba fijery vaovao. Ireny no sahy mijoro amin'ny heviny fa tsy izay olona tsy mahay miaraka amin'ny "tsy afaka"