Iza moa ity Ambroise nilaza ny fiverenan'i Ravalo ity

1. rabaradaka ( 16/04/2009 10:18)
Iza moa i Ambroise RAVONISON?
Legionnaire tany Frantsa izy sy ny rahalahiny atao hoe Lava, saingy maty voatifitra ilay rahalahiny noho ny fanendahana nataony tany Frantsa ihany.
Mipetraka eny @ Cité Ambohipo
Nisandoka ho Commissaire t@ andron'ny fitondran'ny Ratsiraka ary dia voasambotra teny Antaninarenina.
Milaza ho mpitarika ny fikambanana Terre de la liberté izay fikambanana hakany vola any ivelany hilibana aty Madagasikara.
Mody maka sary manakaiky fiaramanidina dia alefa any an-dafy dia lazaina fa nanofa fiaramanidina, nefa ny sipany no miasa ao @ Air Mad.
Ny vola tokony nandokoana ny EPP Ambohipo nohaniny dia efitra 3 no mba voaloko, nefa zara raha vita,
Milaza fa vao avy any Frantsa nefa tsy nivoaka ny tranony tao @ cité Ambohipo akory.
Mpisoloky no tena ataony any Frantsa, mba manontania ianareo olona eny Ambohipo dia hahalala bebe kokoa ny momba azy.
Tsy tia fivavahana fa mpanenjika fivavahana.
RAha olona toy ireny no nanohana sy niara-niasa t@ RA8 dia tsy mahagaga raha izao no niafaran'ilay fitondrana.
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:44
2. TWING ( 16/04/2009 10:27)
Rabaradaka
sao dia mba misy Bio an' i Praiminisitra vaovao any e
3. saranga ( 16/04/2009 10:34)
Sao io lay dadatoan'i rabaradaka avy any an-dafy le hoe malaza be. Tena io mihitsy nama
4. ravatorano ( 16/04/2009 10:35)
za aloha tsy mahalala an io Razoky io kah !
teto aho vao gaga hoe misy koa izany Ambroise izany :-P
5. Oay ( 16/04/2009 10:38)
Ka ny tena mampalahelo @ toetsaintsika Malagasy d ny ankamaroany raha vao mandre fa avy any andafy ny olona iray d matahotra.
Misy ary moa d mba hampanginana ny vavan'ny sasany d tonga d mody mivadika miteny vahiny avy hatrany!
Za tsaroako tsara fa nisy mpampianatra anay izay d rehefa tezitra ranamana d tonga d miteny an'ilay teny tsy ainao avy any @ nihaviany any d hoe manao grigri é! sy ny sisa d matahotra izahay tany ambanivohitra.
6. rabaradaka ( 16/04/2009 10:47)
Zao dadatoa sy nenitoa, tsy dadatoani rabaadaka izany io fa tena bandy tsy mamely mihitsy. Ny tena hain'io dadatoa Ambroise io dia ny mampiesona olona. Mety ho voafitak'io dadatoa Ambroise io i Ambohijatovo. Jereo fa tankina ange ry Alain Andriamiseza, ry Andrianatoandro, ry Raveloson Constant tamin'ny nilazany hoe ho avy Ravalo e ! Tena vara-datsaka ho an'ny mpitarika ny tolona eny Ambohijatovo iny. Sika koa mba mailo fa misy mpanely tsaho be eto
7. Oay ( 16/04/2009 10:52)
rabaradaka:

Zao dadatoa sy nenitoa, tsy dadatoani rabaadaka izany io fa tena bandy tsy mamely mihitsy. Ny tena hain'io dadatoa Ambroise io dia ny mampiesona olona. Mety ho voafitak'io dadatoa Ambroise io i Ambohijatovo. Jereo fa tankina ange ry Alain Andriamiseza, ry Andrianatoandro, ry Raveloson Constant tamin'ny nilazany hoe ho avy Ravalo e ! Tena vara-datsaka ho an'ny mpitarika ny tolona eny Ambohijatovo iny. Sika koa mba mailo fa misy mpanely tsaho be eto


Ka io hoe mba mailo io mihintsy no tokony hovoizina fa tsy tonga d mitelina izay efa voatsakotsako avy any fa mba mandalina aloha fa satria nomena saina handinihana mba tsy hanaovanaovana fona mba tsy hanenenana refa avy eo.


8. fijo ( 16/04/2009 20:44)
midi madagasikarano nilaza izao ,fa hoavy i ravalo.ka asa rah alainga na ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2226