AZA DIA HABARIBARY NY FAHALEMENA

1. BOYSGOSS ( 16/04/2009 08:17)
Dia tsy mieritreritra kely akory ny fanajakana nalaina an-keriny fa dia mampibaribary ny faiblesse-ny :

Nolazaina fa halamina @n'izay ny fampiasana ny kianjan'Ambohijatovo ka omena sehatra ao ny kolotsaina ary ny andro hafa kosa dia natao fanadiovana, zany hoe tsy ho isan'andro intsony zany ny tolona.
Ny kolotsaina dia efa manana ny toerana natokana ho azy eny @ palais de sport "LAPAN'NY KOLOTSAINA SY NY FANATANJAHATENA"
Fanadiovana dia azo atao aorinan'ny tolona tahaka ny nataon'i Guy RIVO, nanadio izy isaky ny mirava ny teo @ 13Mai.
Momba ny ankizy ndray dia afaka miaraka @ Ray aman-dreniny izy ny Asabotsy sy Alarobia hariva, ny tolona vita ny ankizy hafaka niala voly.
Tsy tafa io dia farany no-"soudé"-na mihintsy ny vavahady miditra ao Ambohijatovo :-D :-D :-D

Faharoa, mikoropaka tsy misy toy izany ny miaramila mpikomy maketsy makeroa misavasava fitaovam-piadina, fa maninona raha miandry zay donany eo fa tsy mandany andro @zany raha tena siora fa mahalany zay miditra eo

Fahatelo, manapatra ny tsy fisian'ny saosy d mody manao fausse projet humanitaire mba hakana vola any @'ny mpamatsy vola.

Fahaefatra, hanaovana simulation kely hoe ho avy dada dia io fa mifanipaka toy ny valalakarona : Andry TGV tsy manaiky ny hidirany, Monja ROINDEFO miteny hoe aleo hiditra fa maro no zavatra hanotaniana.

"LA FORCE DES FAIBLES EST DE MONTRER SES FAIBLESSES"
novalian'i xxx ny 16/04/2009 11:41
2. rabaradaka ( 16/04/2009 09:45)
Mahatsapa zahay fonctionnaire ato amin'ny Ministères des Travaux, Transports, Aménagement du territoire ary Décentralisation fa dia maiana ao anaty horohoro sy tahotra ary tebiteby satria misy an'izany Docteur ROGER, RAKOTOARY ary MARA mampihohoro ny mpiasa. Vitan-dry zalahy ireo mihitsy ny manao ménace verbale ny mpiasa izay ahiahiany ho Po-Ravalo. Dia mamorona izao lainga tsara lahatra zao ry lerony. Ny loza dia ity Docteur ROGER hono no DRH. Angamba dia zay voa rava tokoa ny tsena. Soa ihany fa tsy ho ela dia ho rava ny tsenan'ny TGV de ialahy isany ireo no alefa voalohany. Samia mijoro ry fonctionnaire
3. tsiafoi1 ( 16/04/2009 11:31)
Soso-kevitra :

1- Alatsinainy -Talata : zany ny mpitolona miara-mientana manadio eo Ambohijatovo no sady mitolona
2- Alarobia - Alakamisy : manohy ny tolona
3- Sabotsy : Manao fotoam-bavaka eo Ambohijatovo
4- Alahady : maka artistes de milanona miaraka @'ny vahoaka eo, ny tolona vita ho azy

Io zany ny programme mandrapahatongan'i Dada Ravalo

Mahereza daolo mitohy zany ny tolona
4. xxx ( 16/04/2009 11:41)
Soso-kevitra :

1- Alatsinainy -Talata : zany ny mpitolona miara-mientana manadio eo Ambohijatovo no sady mitolona
2- Alarobia - Alakamisy : manohy ny tolona
3- Sabotsy : Manao fotoam-bavaka eo Ambohijatovo
4- Alahady : maka artistes de milanona miaraka @'ny vahoaka eo, ny tolona vita ho azy

Io zany ny programme mandrapahatongan'i Dada Ravalo

Mahereza daolo mitohy zany ny tolona
aza dia variana @ zao tolon'izao tontolo izao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488