KADHAFI sa SARKOZY ? La France ou La Libye
1. rabingogilabanga
(
14/04/2009 18:33)
Hatreto aloha dia hita fa mirona any @ La frantsa i TGV ary any @ Libye i Ra8.izao no tiana hambara:
1)Talohan'izao iezahan'ny khadafi @ Union Africain izao, dia efa nanadrana ny hampiray ny firenena arabo aty afrika izy, union de maghreb(algerie, lybie, tunisie, maroc, egypte); saingy tsy nisy nanainky ireo rehetra ireo; nahoana? izy samy arabo no tena mahafantatra ny toetran'ny kadhafi.ao raha!
2)Ny firenena idiran'ny khadafi, izay mifanolom-bodirindrina aminy dia en guerre avokoa:
-Tchad: Guerre civile entre ny filoha Idriss deby, sy Mahamat Nour( ancien de l'ANR) du mouvement RDL
-Soudan: La guerre civil au darfour.
-Niger: Guerre entre le gouvernement et les rebelles TOUAREG
3)Ny be kintana dia tsy tia maizina an'i kadhafi, ary izao ataon'ny Ravalo mankany @ Khadafi izao , dia mi decredibiliser azy eo imason'ny Be-KINTANA
4)Enkena fa manka sy mitady ny interét i Lafrantsa raha manampy an'i TGV
Aoka kosa anefa ho fantatsika fa tsy ny hatsaran'ny Mason'ny Ra8, na ny hasoan'ny cravate menany no hanampian'ny Kadhafi azy
fehiny: TENENO I DADANAREO (i RAVALO) fa izao fankanesany any @ Kadhafi izao, sy ny filazany fa hoe hiverina avec les moyens qui s'imposent dia :
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=488058
-non seulement hanimba ny tolon ataonareo eny ambohijatovo (Tsy henken'ny AMERIKANINA mihintsy intsony ianareo
-Fa hiteraka gros risque @ ady antrano ao Madagasikara, toa ny any SOUDAN.
sanatriavina anie izany

novalian'i xxx ny 15/04/2009 22:18
5. rabingogilabanga
(
14/04/2009 19:50)
aza be safara eo elahy,i ra8 tsy maintsy tonga eto dago
Tsy ho be safary hoe? , fa inona ny sens ny hoe forum @-nao
-Izy miverina tsy izay loatra no blèm, ary tsara aza izy miverina, mba hampantanjaka ny mpanohitra, satria tsy voatery ho tsara daholo ny ataon'ny HAT, ny fifandanjan-kery ao anatin'ny filaminana io ihany no hampandroso antsika
-fa le hoe miverina avec les moyens qui s'imposent no tsy dia matiko lolo loatra, ary isika eto @ forum moa haninona, fa ny madinika ho fatin'ny ady antrano no loza
-Farany, hiverina tokoa marina ve izy:
a)Hiara-maty aminareo eto aho hoy izy. Tanteraka ve izay?
b)Tsy maintsy voatendry ny praiinisitra @ voalohandohan'ny Avril. Miandry isika.
c)Ho avy aho @ asabotsy. Miandry isika. Dia samia mino daholo, saingy,
NY MANANTENA TSY MISY NO SAROTRA FA NY MAMOY MORA FOANA
6. xxx
(
14/04/2009 20:07)
calame toi fa tsy maintsy ho tonga izy,betsaka ny zavatra tsy hampoizinareo tgviste hitranga amin'ity semaine ity ,deja aloha efa matahotra mafy hoe hiverina ny dadanay
7. sitlo
(
14/04/2009 20:13)
Soudan, Chine no olana fa aza mampiesona eky!
TGV mivantana no niteny hoe nitelefonina mivantana an'i Kadhafi izy.
Sady ny teny mampihomehy amin'ity dinika ity dia ny filazana ankolaka hoe ny mpanoana ny ara-dalàna indray no mitady ny fankatoavan'ny iraisam-pirenena fa tsy ilay TGV. :-D

8. fijo
(
14/04/2009 21:09)
hihihi matahotra letsy ny TGV no tena marina an,izoa ny menaka tiko no nalain aankeriny hanambatambazana ny vahoaka.de tsy misy hafa tsy herisetra ve halatra horohoro
10. fijo
(
14/04/2009 21:45)
ka n yahiako dia hoataon'ny vahoak alasa gaigy eo rehefa avy eo ko.
ity ambasady ny frantsa ity aloha,rah amisy ny fihovan aeo??hummmmmm ahita zafera mihintsy e

11. rabingogilabanga
(
14/04/2009 21:52)
hihihi matahotra letsy ny TGV no tena marina an,izoa ny menaka tiko no nalain aankeriny hanambatambazana ny vahoaka.de tsy misy hafa tsy herisetra ve halatra horohoro
Inona aza ity resa-jaza ity ra-fijo,ela matahotra, izaho mafibe! on n'est pas à la cour de maternel les gars
Isika Tsy havan'ny TGV na havan'ny Ra8 tokony tsy hivaKiantsika loha hoe iza no matahotra , iza ny mafy, ny blèm-tsika dia hoe:
-ALEO TSY HISY INTSONY NY FATY OLONA na TGV io na TIM , n'iza n'iza
-ARY AOKA ISKA GASY NO SAMY HIFANDINIKA HAMAHA NY OLANAN-TSIKA: Le linge sale se lave en famille
sitlo:
Soudan, Chine no olana fa aza mampiesona eky!
marina tapany io, singy compliqué be ny afera soudanais, fa i libye tsy vahiny ao http://www.rtlinfo.be/rtl/news/article/233380/0/?article_comment_action=displayReportAbuseForm&newsCommentId=625216
sady aza tsiponina toa io moa e!
i niger, i tchad, i Mali (rebelion touareg) koa aza, dia ny patte ny kadhafi ao daholo, de mba resaho koa
12. xxx
(
14/04/2009 22:06)
rabingogilabanga:
Hatreto aloha dia hita fa mirona any @ La frantsa i TGV ary any @ Libye i Ra8.izao no tiana hambara:
2)Ny firenena idiran'ny khadafi, izay mifanolom-bodirindrina aminy dia en guerre avokoa:
-Tchad: Guerre civile entre ny filoha Idriss deby, sy Mahamat Nour( ancien de l'ANR) du mouvement RDL
-Soudan: La guerre civil au darfour.
-Niger: Guerre entre le gouvernement et les rebelles TOUAREG
Oay koa izany tsy fahaizan'ty, ny ady any Soudan. Total tsy te hanome vola hamindrana toerana an'ireto foko mainty aty atsimo andrefana, ho tamby fitrandrahana ny petrol izay efa vita sonia nanomboka tamin'ny taona 1998. Dia ny fanomezana basy sy tafondro ny governemanta Sodane no nataony fa io no mora analana an'ireto mponina ato atsimo andrefana. Tsy misy idiran'i Lybia akory io fa ny TOTAL sy EFL no mpiray tsikombakomba amin'io. Ka izany no tsy nanamelohan'ny Frantsay ny Genocide tany Soudan miihintsy
Niger, indray dia anontanio AREVA, fa tsy tiany hielingelina amin'ny toerana fanaovany fitrandrahana Uranium ny Toureg dia romotra ireto farany ka nitarika ady. Satria hatrizay izy ireo nivezivezy teo foana tsy nisy olona koa nony efa lasan'i AREVA ny tany itrandrahana Uranium dia tsy azo avela mandalo eo intsony ry zareo.
DIso bingo loatra ny fijerinao fa efa voky vasy kiry
13. fijo
(
14/04/2009 22:16)
ka ita fa koditra ny tgv ko,raha tsy izany ve ny zanany apetrany aty frantsa nefa izy no "prezida"
15. saranga
(
15/04/2009 07:59)
Mila misaina ry xxx a, enao aza be moraly koa fa tsy alehany e, mpivaro-boanjo ange no asanao e
16. Mirananirina
(
15/04/2009 10:42)
-non seulement hanimba ny tolon ataonareo eny ambohijatovo (Tsy henken'ny AMERIKANINA mihintsy intsony ianareo
-Fa hiteraka gros risque @ ady antrano ao Madagasikara, toa ny any SOUDAN.
Ady an-trano ahoana ary??????????Sao ianareo tgv no mampiady an-trano anay vahoaka rehetra :roll: :roll:
17. rabingogilabanga
(
15/04/2009 18:41)
Oay koa izany tsy fahaizan'ty, ny ady any Soudan. Total tsy te hanome vola hamindrana toerana an'ireto foko mainty aty atsimo andrefana, ho tamby fitrandrahana ny petrol izay efa vita sonia nanomboka tamin'ny taona 1998. Dia ny fanomezana basy sy tafondro ny governemanta Sodane no nataony fa io no mora analana an'ireto mponina ato atsimo andrefana. Tsy misy idiran'i Lybia akory io fa ny TOTAL sy EFL no mpiray tsikombakomba amin'io. Ka izany no tsy nanamelohan'ny Frantsay ny Genocide tany Soudan miihintsy
Niger, indray dia anontanio AREVA, fa tsy tiany hielingelina amin'ny toerana fanaovany fitrandrahana Uranium ny Toureg dia romotra ireto farany ka nitarika ady. Satria hatrizay izy ireo nivezivezy teo foana tsy nisy olona koa nony efa lasan'i AREVA ny tany itrandrahana Uranium dia tsy azo avela mandalo eo intsony ry zareo.
DIso bingo loatra ny fijerinao fa efa voky vasy kiry
Tsy hoe rehefa misy amerikanina dia tsy hisy Iran na arabie saoudites
pareil tsy hoe rehefa misy a'ni chine sy lafrantsa , dia tsy hisy an'i kadhafi-n'i libye
ex: Irak, ny amerikanina no manana intérét ao, saingy ny ady sy ny fivakisan'ny IRAK kosa dia ny Iran @ alaln'ny chiites ny moqtad al sadr no mahita tombotsoa;
momba ny soudan
http://www.rtlinfo.be/rtl/news/article/233380/0/?article_comment_action=displayReportAbuseForm&newsCommentId=625216
momba ny NIGER:
http://www.agoravox.fr/article.php3?id_article=29399
jereo ery ambany ery fa ny rebellion touareg sont formé en libye
Ny resaka avantage ny firenena lehibe dia tsy lavina io, saingy ny amerikanina sy ny frantsay, ny tany milamina ny azy no ahafahany manao pression sy manan influence, fa tsy ny tany miady,donc tsy misy intérét @ tany miady rizareo, satria matanjaka ara-bola sy tena manana lobbying izy ireo any @ ONU sy FMI, ary banque Mondiale
19. xxx
(
15/04/2009 22:18)
ny analyse rabingo misy marina ary misy zavatra tsy misy hifandraisany akory ka izay le mahatonga miteny hoe soa dia any @ planeta hafa no misy an'i rabingo fa tsy eto antany intsony ,ny planete des singes no marimarina kokoa :-D :-D :-D