Mahalasa saina ihany rehefa jerena hoe ato amin'ireto rahalahy mainty ireto no mba maka toro-hevitra sy mitady sortie de crise i Marc. Nefa raha jerena ny zavatra nataon'ireo filoha afrikana notetevin'Ing. Ravalomanana ireo an!....Tena...
Ing. Khadafi moa tsy ho resahiko intsony.
Tsy blem izany fa ny maha maika dia ny manala an'i tgv eo,betsaka loatra ny zavatra tsy azo ekena ataony.
tsy mbola nahita fanjakana tetezamita aho ka hoe handeha hanova rafitry ny fampianarana ohatra,na hanova ny contrat minier izay efa vita sonia ny fitondrana legal, impos sy sns..)
Jereo tsara ireo firenena lehibe mandala ny democratie,fa na dia mbola eo @ pouvoir aza ny mpitondra nefa efa kely sisa ny mandat,dia tsy sahy maka decision goavana fa miandry ny president vaovao lanim bahoaka