Tany Libie izy, ary hiverina avec tsy ho ela

1. locl ( 09/04/2009 08:50)
Tany Libie Dada omaly ary mbola any izy androany, raha azoko tsara dia ireo L dur ny afrique no miaraka aminy ka hanahirana ny TGV ihany ny fiverenana eo:
1 raha ny reconnaissance internationale aloha izany dia tsy hisy io
2 tsy afaka hanery reo zanatany intsony France satria ireo pays matanjaka eto Afrique no ao manohana azy
3 ny Praiministra tendren'i Dada no ho légale vis à vis des communautés internationale.
4 ireo garde présidentiel no hanampy ireo miaramila UA ho avy eo.

Dia inona moa izany no andrasan'i TGV, CAPSAT tsy haharo azy akory, sao mba tokony hanao latabatra boribory e! Tsy dia sarotra loatra ange ny fangatahan'i TIM e
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:47
2. essera ( 09/04/2009 08:59)
Tsy efa mampihomehy ve. Ianao ihany no mitondra kila avy any ivelany hoe :

"ANDAO VAKIO NY TRANOKO"

Ilay praiminisitra ve tsy tokony efa voateny e. Alatsinainy teo iny raha tsy diso aho no hoe efa tendrena. Talata anefa : vonona hifampidinika indray ianareo.

Ka rehefa hivadibadika ianareo dia tsy hiresaka intsony koa izahay satria tsy zazakely akory izahay fa "boay kely"
3. MONGAB ( 09/04/2009 09:06)
MONGAB RANGORY FOTOTRY NY VAKITRANO :twisted:
4. locl ( 09/04/2009 09:29)
Tsy hamaky trano no handehanany aty fa handamina izay nakorontanareo, misy ny antony izay tsy lazaina aminareo matoa mbola tsy notendrena ny praiministra.
Ny hoe hifampidinika ange tsy handeha hanambitamby varin'ampango any aminareo zahay fa @ mbola misitona ny sain'ireo izay tokony hahatsapa tena hoe efa halohalika ny rano fa mihevera tena e!
ary tsy -mougabe izay mitovy classe amin'areo noho avy eo fa ny milay indrindra,
Tsy mahagaga aloha raha tonga dia any @ mpamaky trano ny sainareo satria efa zatra manao izany.....sady io le nazahoana fitondrana kay moa. :lol:
5. xxx ( 09/04/2009 09:41)
tsy misy Ravalo hody zan tsony fa tsy hiverin tsony izy eee
6. KALACK ( 09/04/2009 09:43)
rah izah mihits ny mpanohitr amzao ririnina lava hiainany izao les ry essera de ny mitady olona hafa mihitsy alo izao no mety !! ohatra oe i Harinaivo no tohanana mafy hatao prezida ndray sao de mba tafa ihany !! fa rah i dadandray le rony zany manko toa ts mi existe tson fa efa nahita lalàna afera be ndray izy zao ka ts mikl amz fitondrana zan tson !! ny tim anfa ato mbol miandrandra be ny fiverenany !! tsy aleo ve ny fiverenan'ny Tompo eny amin rahon'ny lanitra no andrandraina toy izay ny fiverenadravalo e!! sa ve de tena Mesia tokoa no fandraisanareo azy iny e!!??? :evil: :evil:
7. xxx ( 09/04/2009 09:56)
locl:

Tany Libie Dada omaly ary mbola any izy androany, raha azoko tsara dia ireo L dur ny afrique no miaraka aminy ka hanahirana ny TGV ihany ny fiverenana eo:
1 raha ny reconnaissance internationale aloha izany dia tsy hisy io
2 tsy afaka hanery reo zanatany intsony France satria ireo pays matanjaka eto Afrique no ao manohana azy
3 ny Praiministra tendren'i Dada no ho légale vis à vis des communautés internationale.
4 ireo garde présidentiel no hanampy ireo miaramila UA ho avy eo.

Dia inona moa izany no andrasan'i TGV, CAPSAT tsy haharo azy akory, sao mba tokony hanao latabatra boribory e! Tsy dia sarotra loatra ange ny fangatahan'i TIM e


antsoy mihitsy ny vahiny hanani-bohitra an'M/sakara rehefa tsy hita intsony ze ifikirana! sika samy malagasy ihany no hihinana ny fatiny eo! noho ze olona iray efa nanao ny tsy nety sy efa nanome zara ho an'ny sasany ny fitondrana ve? Mieritrereta e

8. penguin ( 09/04/2009 11:08)
Vahoaka koa ny mpanohana an-DRavalomanana noho izany manampy izay hevitra hamerenana ny ara-dàlana ny vahoaka fa tsy pempoina amin'ny resaka vahiny sy samy tompon-tany ry mpiafina xxx. Fa ahoana no maneho hery ny CAPSAT fa tsy milahatra tsotra miaraka amin'ny vahoaka ? Ahoana no tsy mandoro sy manimba tahaka ny nataon'ny TGVendrana ny mpanohana ny ara-dàlana ? Satria asa fampandrosoana no nataony ary mbola hilofosany.
9. xxx ( 09/04/2009 12:45)
penguin:

Vahoaka koa ny mpanohana an-DRavalomanana noho izany manampy izay hevitra hamerenana ny ara-dàlana ny vahoaka fa tsy pempoina amin'ny resaka vahiny sy samy tompon-tany ry mpiafina xxx. Fa ahoana no maneho hery ny CAPSAT fa tsy milahatra tsotra miaraka amin'ny vahoaka ? Ahoana no tsy mandoro sy manimba tahaka ny nataon'ny TGVendrana ny mpanohana ny ara-dàlana ? Satria asa fampandrosoana no nataony ary mbola hilofosany.


vahoaka tokoa ny mpanohana an-dra8 fa tsisy manapempo anao eo fa enao no efa pempo tsy mahita andra8 sy very sosy, fa zareo reo tsy tia tanindrazana fa mitady ny lasan'ny voay satria vendrana ny mpiatrika azy, omeny ariary 2 nareo nefa ny azy amina millard ambonin'ny anareo, izy any misonanina maka aina, nareo aty miaritra orana sy vavan'ny olona.
hiaraka amnareo aiza ny capsat, vendrana nga izy? tsy tonga de alefanareo any Tsiafahy reo miaramila nikomy?
aza manantena tsy misy e
sao heverinareo fa vendrana ny tgv faz nareo ihany anie no nanakarama an'reny nandoro trano sy nandroba fananan'olona reny e! Porofo fotsiny nahoana ny miaramila tsy nihetsika tam 26 janv nanampy ny vahoaka, satria mbola nobaijkon-dra8 reo tam zany, nefa adin'ny firy hono vao voavaha courts tam zany, efa niantso polisy fa tsisy tonga, satria voabaiko
10. Oay ( 09/04/2009 13:43)
Mila azavaina ny resaka fa lasa kozy bobaka ka izao rehefa hijery d jereo hatrany @ fotony fa aza tsaingotsangohana!
1° Mbola mila averina ve fa ny miaramila Malagasy d miaramila tsy tia mamono vahoaka ny 99% aminy!
2°MBola mila averina ve fa na iza na iza nampitifitra vahoaka d nivadihan'ny miaramila
Za d sahy milaza ary mahatoky fa raha misy mikasa ny hananimbohitra eo d apetrako fa tsy maintsy hirahina ny miaramila Malagasy ary hanampy izany ny vahoaka
Noho izany raha toa ka ady antrano no tadiavin'ny TIM d mino ahy ianareo fa ny TIM no be hofaty indrindra satria ny TIM no mampirisika ny fananihabohitra!
Koa raha tena misy ny fitiavana an'i Madagasikara d mbola averiko fa andraikitrin'ny mpanao politika ny miady hevitra ambony latabatra.
Momba ny fiverenan'i Ravalomanana d tsotra aleo aloha handeha ny référendum d rehefa vita io d iadiana hevitra amin'izay ny fiverenany satria raha @ izao fotoana izao no haverina izy d tadidio fa tsy ho faly ireo olona nanongana anazy ka hiteraka korontana izany! ny olona tiako lazaina d ireo vahoaka fa tsy ny HAT an!
Ny olana mipetraka d ôtrany hoe dondrona sy tsy misy saina daholo ve ny TIM sy ny mpanaraka anazy ka hoe rehefa tsy Ravalomanana d tsy hahavita ninn! marika ny havendranana izany ho an'ny mpomba an'i Ravalomanana satria andao ary atao hoe marary tampoka i Ravalomanana d maty any @ izay alehany any d ahoana ireo mpomba anazy?
11. xxx ( 09/04/2009 16:22)
nangataka référendum ny olona taloha tsy nekena, zao vao hoe aleo vita ny référendum d ho hita eo,tsy hisy zany aloha, ny akamaroany olona @ zao d mahatsapa fa tsisy hilana an'io HAT io ary tsy mila miandry fifidianana zany fa ela b zany, ny tsotra indrindra d fiverenany Ravalo eo @ fitondrana, miverina miaraka aminy ireo mpamatsy vola, mamatsy vola an'ireo projet maro efa vita fifanarahana.
12. fijo ( 09/04/2009 21:47)
tena marina aloh a,fa maro no diso fanantenana tamin'ity HAT ity e,tena tsy nisy zavatra vitany mihintsy hatramin'izao,fa toa fandanian aandro,sy fizarana seza no betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0491