Ho anareo mampitandrina ???
1. essera
(
09/04/2009 06:58)
Sao dia mba mifamadika ilay olona tokony hiteny ?
Ny adklén-ny mpanohitra amin'izao fotoana dia ilay hoe :
- "Domy ary aho raha sahy elah."
- "Peho ary ny tanako raha sah elah."
--> Mitady fomba hi-justifier-na ny dradradradra mba hovoakitika kely amin'izay zah aza novonovonoiny koa.
Efa nahazo maégéry be tary anefa nitsipotipotitra mbola miseho ho sahy ihany ka dia nareo koa moa olon-dehibe fa aza miteny fotsiny hoe : "Tazomy a fa matiko io fa tonga dia avotsotro any mihitsy dia aleo nareo no hifampitady avy eo."
:-D :-D :-D

novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:59
2. Oay
(
09/04/2009 07:05)
essera:
- "Domy ary aho raha sahy elah."
- "Peho ary ny tanako raha sah elah."
--> Mitady fomba hi-justifier-na ny dradradradra mba hovoakitika kely amin'izay zah aza novonovonoiny koa.
Efa nahazo maégéry be tary anefa nitsipotipotitra mbola miseho ho sahy ihany ka dia nareo koa moa olon-dehibe fa aza miteny fotsiny hoe : "Tazomy a fa matiko io fa tonga dia avotsotro any mihitsy dia aleo nareo no hifampitady avy eo."
:-D :-D :-D
Ka tsy maégéry ny nahazo anazy ry essera satria ilay olona nampisaraka teo anolohana d tsy nety ilay maégéry fa ouramawashi no nahazo ny lohany d tsy voakitika ilay mpanelanelana fa i lery ihany no voadaka teo amin'ny lohany d tonga d nanindina a!
3. penguin
(
09/04/2009 07:13)
Na tsuki io na geri dia tsy mbola fandresena tanterka no azon'ny TGVENDRANA aminay ary mbola ho vaky loha ihany koa elah isany f'aza maika. Saingy tsy vaky loha ivelany ny anay fa ny fiasan'ny ati-doha no resahinay satria tsy ny sandry ny anay no miresaka.
4. Oay
(
09/04/2009 07:17)
ra peng a! ka métaphore anie ny fampiasa rehefa mampiasa saina é! fa washibaray an'i asterix sy sylla no nahazo an'i Ravalomanana raha ny tena marina é!
5. xxx
(
09/04/2009 07:21)
Aza mandoka tena lava ra -peng a ! tsy efa izay foana ve no nataondRA8VENDRANA
fa jereo ty izy mitoratsoaka any ambondrombe any
AOKA IZAY NY FANELEZANA TSAHO FA HATRAMIN'NY FANKANDRA8VENDRANA NO EFA NOTSOAHINA TSY HANIRY INTSONY
:roll:

6. essera
(
09/04/2009 07:30)
Io mo zany d tsy fantatra izay tena miasa saina am zao. Mba eritrereto ny asa saina mahazo an'i Ra8 am zao. Tena miasa saina lavitra noho ny eto an-toerana.
Ary raha ohatra indray moa izany izy hoy ianareo tsy miasa saina amin'izany dia ianareo mihitsy no asainy miasa saina fa izy tsy micasse la tête am zany.

7. ravatorano
(
09/04/2009 07:31)
kay za mataotra an ireto essera sy oay ireto fa hay tena olon'ny hai-ady ireto fa efa mampiseho santionany ry zalahy zany an ! :-P :-P :-P
8. essera
(
09/04/2009 07:51)
ravatorano:
kay za mataotra an ireto essera sy oay ireto fa hay tena olon'ny hai-ady ireto fa efa mampiseho santionany ry zalahy zany an ! :-P :-P :-P
Notaizana tam fo sportif izany izahay mitsam fa nareo ts mahay an'ilay fair-play ka dia io nareo midradradradra tsy mety mangina io mits
9. Oay
(
09/04/2009 07:53)
ravatorano:
kay za mataotra an ireto essera sy oay ireto fa hay tena olon'ny hai-ady ireto fa efa mampiseho santionany ry zalahy zany an ! :-P :-P :-P
ravatorano a! efa voalaza fa ao anatin'ny vatana tomady no misy ny saina matsilo, ary asa enao na mahita fa ny mahay d tsy mba manambanimbany izany, d ny olona mahay miady koa tsy mba migafigafy izany!
ravatorano a! nisy tantara kely izay: nisy nilako i TGV teny Tsiadana d otrany mba niaro anazy i Oay t@ izany fotoana izany fa efa elaela moa ilay izy ka asa na tsaroan'i zokilahy TGV fa fony mbola mpanenjika bal t@ izany é!
10. ravatorano
(
09/04/2009 09:26)
oay < ary tsara mpiaro ange lery zany e !
essera < samy fo sportifa daholo e !
Za manokana aloha tsy hidradradra eto izany mihitsy fa sosokevitra sy fanitsi-kevitra no entiko eto satria na tiana na tsia dia efa io HAT io zao no eo sy mitondra eo ka ny \"balise\" amin io fitondrana io no atao mba tsy hanaonao foana izy ireo nefa na dia izany aza dia mbola misy foana ny antsirambina ary farak\'izay tsotra indrindra azo ialana aza dia mbola miverina ihany.sarotra ny mitantana firenena ka eo injinja no tokony hahamailo ny mpitondra satria efa tena saro-piaro amin\'izany ny olona amizao ary efa manana traikefa eo amin\'ny tontolo ara politika

11. Oay
(
09/04/2009 09:48)
Ravatorano a! hitanao sambatra izay afaka manampy za tsy akaman'i TGV fa t@ izany moa hitanao fa adolantsento é! d nedala iny moa bevava izay kanefa otrany kely endaka d otrany nifanjevo tao ry zalahy d efa voa nedala vaky rà d otrany tsy tantiko ny nahita anazy d mba nanasaraka zany za satria i lery efa t@ tany mbola nisy nidaroka ihany é!
Fa i Oay tsy miaraka @ TGV @ izao nataony izao an! satria mbola averiko fa tsy tsara ny fakana fanjakana andalambe fa asa ny jiolahimboto izany! fa marina anefa io lazain'i ravatorano io fa efa izy no eo ka raha tena mpanao politika milaza fa manatsaina sy mendrika an'izao taona izao d tokony eny ambony latabatra @ alalan'ny ady hevitra no mifampitady fa tsy resaka fanakorontanana lava mamijaly vahoaka sy mampiady mpianakavy.
D mbola averiko ihany koa fa raha nahay nihaino ny vitsy an'isa i Ravalomanana d tsy nisy izao zavatra izao fa i Ravalomanana koa d nihevitra fa ny fanaovana lohaboto sy ny vola no hitazomana fanjakana kanefa d efa mazava fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy.Raha misy mahalala an'i Raliva mpanao rugby an'i Manjakary d anontanio izy hoe iza ilay kely teo antsena andravohangy iny fa mampadohalika ny mafy be! satria mbola averiko fa ny saina no mibaiko ny ataontsika fa mpanantanteraka daholo ny ambiny!

12. essera
(
09/04/2009 10:08)
Kay ve ltia. henjana zan raOay. D iza no nopean la tam lé bandy napinana an léry.
Lery iny aloha efa caractère ko iny be vava iny satria tsy maintsy ohatra izay no ao anatin'ny ilay hoe leadership.
Tandremo ho anareo sao dia mampitovy :
- Misy be vava (
- Ary misy ny manao vava ratsy. Tonga dia kôpy nareo a. yÔ yÔ

13. Oay
(
09/04/2009 13:13)
Ka zao ilay izy efa rombo be d nedala efa t@ tany d mbola nisy mamely d za niaro fotsiny izany hoe ny tena marina nanasaraka za é! fa ny groupenay tsy tafiditra t@ ilay izy ka! d zay moa aleo tsorina fa jiolahimboto kely t@ izany d mba fantampatatrin'ny bandy hoe madiditra d mba nihaino anay ny bandy é! d nijanona ilay fidarohana an'i lery! fa tsoriko fa za zany tsy mety amiko ny bandy toa ndry TGV é! otrany snobe tsy hita hoe ahoana! atao hoe bandy toa rehefa treromina toa miforitra nefa bevava, fa ny hitako hoe herin'i lery iny kosa aloha resaka com lery tena gaigy be, satria fantatro ny bandy niaraka t@ i lery nanao an'ireny resaka organisation na bal des jeunes ireny, Eric izay ny anaran'ilay bandy mipetraka tao Andravoahangy d io bandy zanakampanambola d io ny akaman'i TGV d matiantoka fona ry zalahy fa tsy manaiky nedala fa notohizany fona d izahay moa nianatra fa nedala iny lasa manao resaka événementiel iny d za koa avy nijanona tsy nandihy intsony satria mafy ny fianarana d tsy maintsy nanao safidy!
Fa miverina @ ity resaka ity isika d tsotra é! mbola misy sivana be io ary mbola tsy hilamina fa ny mampalahelo anie d ilay vahoaka madinika é izany hoe ilay firenenana satria 85% anie d madinika daholo é!

14. fijo
(
09/04/2009 21:59)
voalaza teo:"D mbola averiko ihany koa fa raha nahay nihaino ny vitsy an'isa i Ravalomanana d tsy nisy izao zavatra izao fa i Ravalomanana koa d nihevitra fa ny fanaovana lohaboto sy ny vola no hitazomana fanjakana kanefa d efa mazava fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy"
io dia ekeko.na dia tsy tia an 'i TGV aza aho.ary io koa izoa no averin'i TGV sahady