mihasimba ny lalana iza no anamboatra

1. rajy ( 08/04/2009 20:22)
Mampatahotra ity tantara ty leretsy mba marina,tsy fantatro akory oe iza no minisitry ny asa vaventy,ny haino amanjerim-panjakana mararirary tsy mety tafarina ka aiza moa zay no ahara-baovao?
Efa nankaleo ahy t@ andron-ra8 ny mahita azy lava @ tele mandritra ny filazam-baovao de indro koa fa miverina le izy @ andron-drajoelina,demokrasia angamba zany fa za no vendrana.
Fa hiverina kely @ le resaka lalana aho,nandritra ny fotoana nitondran-dra8 aho vao nampiasa ny RN2 ka tsy haiko zay faharatsiany tany aloha tany , vao nandalo teny indray aho omaly de nahatsapa fa nihena ny hafainganam-pandehako fa feno lavaka ny lalana de ho sanatria ve hojerena fotsiny ny fahasimban'ny lalana e?. Sao mantsy rava tanteraka le izy vao ho taitra ry foza isany tia klavadavaka.
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:13
2. fijo ( 08/04/2009 20:25)
he heh e tgv tsy mila lalana ka.
3. xxx ( 08/04/2009 20:38)
tsy aleony tgv ve maka bildôzera d tsongisina daholo ny lalana nataony dra8 d averina totofana ireny lalana nosokafana reny, b laotra lé tsy fitiavana an-dra8!
4. fijo ( 08/04/2009 20:56)
mbol ahoataony izany fa jereo anie e
5. pitchou ( 08/04/2009 21:45)
ka tokony tsaraina ko klou le fomba nanaovana ny lalana e! aiza ko tsosy 1 taona kory ny fatezan'ny ankamaroany - nefa ny tany Antsohihy nataon'ny sudaf 25 taona teo ihany
6. fijo ( 08/04/2009 21:49)
de hoantsoin aizany ny dudaf.rah atsy bedi'ni sanga eo
7. pitchou ( 08/04/2009 22:04)
ko namana iany ny sudaf teo ko naninn no tsy izy no nomena ny marché? zao vola be tsy toko tsy forohana no very!
ny lalana mianavaratra mankany antsohihy d'efa tapaka e!
8. fijo ( 08/04/2009 22:08)
kyyyyyy tena vita sinoa ve?
9. pitchou ( 08/04/2009 22:12)
ze nanao azy tsy haiko fa vô avy tany diego za, d ny fiara nande tongotra! d tsy maintsy nilomano hono f'efa tapaka sahady le lalana e! tsy ampy 1 taona zany
10. fijo ( 08/04/2009 22:16)
sao dia sinoa izany kle??????aleo aho hody de hanao lalana rah aiznay fa tenaaaa ataoko lafo tsara ny ahy.
11. pitchou ( 08/04/2009 22:32)
k'efa we efa lany ny vola be nanaovana ny lalana ko atao lafo aiza ndray!
12. ari.malala ( 09/04/2009 12:06)
pitcou, aiza ny voandalana lol Tsy nyany iany akia no efa simba a! na ny eny Ankorondrano aza indrindra moa refa avy ny orana, ilay eo anoloan'ny fiangonana Jesosy Mamonjy io fa d dobo e! azo ilomanosana mintsy :-D :-D :-D
13. fijo ( 09/04/2009 22:13)
ka tsy niaro izany jesoa ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567