Ahoana ny lalana ?
1. xxx
(
08/04/2009 11:05)
Sao mba tokony hopotehina koa ny lalana (arabe) fa natao t@ andron-dRa8 ?
Tsy izay moa no ataon'ny HAT : anti-Ra8_isation ?
Tsy izay moa no ataon'ny HAT : anti-Ra8_isation ?
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:16
2. essera
(
08/04/2009 11:18)
Tsy lalana no anaran'ireny fa RIP (Route d'intérêt présidentiel).
Ilaina ireny na dia io aza no tena tanjona ka raha ohatra moa ianareo tena tezitra be dia poteho any izany ry mpiondana namana manara-dalàna.
Ilaina ireny na dia io aza no tena tanjona ka raha ohatra moa ianareo tena tezitra be dia poteho any izany ry mpiondana namana manara-dalàna.
4. Oay
(
08/04/2009 11:35)
Mirananirina:
Ny an'ireo VALIFATY ka,ny lalana tsy naninona azy.
io anie d rehefa atao ny kajy tsotsotra d ilay Ratsiraka tsy nanao ninn mihintsy fa nanapotika aza no nataony (tadidiko fa niara niantra t@ zokinay ny zanakin'ny iray t@ ireny HAE ireny d nentiny niditra tao Ambotsirohitra izahay d nampisehony anay ny lakozy tao. Fa maloto be wa ilay izy tamin'ny 1993 zany an! d zao tenin'ilay olona t@ izay jereo fa izao no loton'ny lakozia ny prézidà) ka ilay Ratsiraka iny aloha d namotika é! satria ny tanjony d ny tsy ahitan'ny olona ny tena zava-misy any ambanivohitra any fa ny depite nividanany 4x4 d ny lalana tsy nataony.
Ravalomanana ndray nanao lalana fa ny nahavo an'i Ravalomanana anie d izy irery no azo lazaina fa tena nahazo tombony t@ fanaovana ireny lalana ireny.
Azavaiko ny lalana d isika rehetra no mampiasa ny lalana fa ny vola tamin'ny fanamboarana lalana d Ravalomanana no nahazo tombony tamin'izany!
5. essera
(
08/04/2009 11:41)
I Oay aloha dia mba singaniko eto kosa fa mba manana fijery objectif kokoa. Zah ary hitako hoe somary mitongilana noho ny tsy fitiavako an'i Rabain.
Marina io nolazainy io hoe tsena be ho an'Ra8 ange io lalana io e. Ny antony itenenako an'izay raha mila porofo dia izao :
- Moyen farak'izay tsotra hi-écouler-ny ny produit-ny ny lalàna. (ndao ekena hoe ny be sy ny maro mahazo mandeha). Fa voafidy tsara ny lalana namboariny hoe ato no tena mandeha kokoa.
- ALMA, ça vous dit qlq chose ??? Ho avy indray izao ry "n'importe quoi".
aleo hatreo aloha fa manjary tsy mateza ilay dinika.

6. ifiona
(
08/04/2009 11:49)
nnntsss, lainga be zany fa tsy voatery route d'intéret présidentiel ihany no namboariny.
misy mpiambitranonay zay zao mipetraka any ambanivohitra be ( tsy tadidiko ntsony lé toerana misy azy) fa toerana tsy andalovan'ny prezidà mitsy alou e. Kanefa dia vita tsara tarehy
be koa ireo lalana mankany amin'ny provinces sasany mba nihatsara. Nga moa ny prezidà mandeha amin'ireny fa ny azy mandeha avion ihany na hélico

8. Oay
(
08/04/2009 11:57)
essera:
I Oay aloha dia mba singaniko eto kosa fa mba manana fijery objectif kokoa. Zah ary hitako hoe somary mitongilana noho ny tsy fitiavako an'i Rabain.
Marina io nolazainy io hoe tsena be ho an'Ra8 ange io lalana io e. Ny antony itenenako an'izay raha mila porofo dia izao :
- Moyen farak'izay tsotra hi-écouler-ny ny produit-ny ny lalàna. (ndao ekena hoe ny be sy ny maro mahazo mandeha). Fa voafidy tsara ny lalana namboariny hoe ato no tena mandeha kokoa.
- ALMA, ça vous dit qlq chose ??? Ho avy indray izao ry "n'importe quoi".
aleo hatreo aloha fa manjary tsy mateza ilay dinika.
Ny ahy ry essera d tsoriko fa raha tehijapy an'iny fitondran'i Ravalomanana iny za efa ela be no afaka nanao izany za fa izao mbola kely ny heriko sy ny taonako ka tsy tiako ny politika ho ahy ny fanaovana politika d tsotra:
_rehefa tsy mifanaraka amin'ny eritreritro ny zavatra atao ka tsy maharesy lahatra ahy ilay tsy mifanaraka amiko d tsotra TSY MIKOMBONA NY VAVAKO ary rehefa tsy mifanaraka d miala za fa tsy miharitra ao! ato @ fianakaviana aloha tsy misy tia politika fa za miandry kely fa raha mety ny atao ka sitrakin'ny ray ao ambony d ho avy indray andro any é!
Noho io fotokevitra io d mijoro eto aho satria misy fotoana hanaovana an'izany sady maka traik'efa ka ny ataoko eto d mijery hoe aiza ny hevitra tsara d ahoana ny fomba fanohanana anazy, d jereko koa ny hevitra hitako hoe tsy milamina d mihezaka aho mandresy lahatra milaza ny marina.
ALMA izany fantatra tsara izany fa ny tsy mahalala d tsy mino fa matoa ireny lalana ireny no natao d satria nampiditra vola be tany amposin'i Ravalomanana tsaroako eto fa saika nogadrain'i Ravalomanana ilay deputé iray izay satria saika hifaninana taminy satria ilay député alohan'ny nanaovany politika d efa nana orin'asa mandinika mpanao lalana.
Aleo hilamm d misesy fa ny fanatisma tsy mitondra mankaiza fa mahatonga ny olona ho lasa mpametaka afisy sy mpametaka bomba d refa maty anefa d ny mpibaiko no migalabona.
Hoy dadanay izay ampiasao ny saina leroa fa olona hitondra fa tsy hoentina.
9. andrywui
(
08/04/2009 12:11)
Tsar rehef nanao lalàna Ravalo kà !!! vola be tsi toko tsy forohana nandalo teo zay moa !! rehefa natao aza ny kajikajy de tsy tokony ho io fotsiny ny lalana nataony !!
10. ifiona
(
08/04/2009 12:18)
essera:
Fa mandeha avion daholo ve ny camion tiko ry Ifiona ?
Tiko ihany nga no nahita tombontsoa amin'ireny lalana namboarina ireny? fa ireo tantsaha be da be faly noho ny fisian'ireny lalàna namboarina ireny satria afaka mampiakatra ireo vokany ve tsisy dikany?
11. KALACK
(
08/04/2009 12:21)
SAM NANAO LALANA DAOL NA RATSIRAKA NA TSIRANANA NA RAVALO FA NY AN SASANY ATAO MALAZA BE NY KELY VITA ! NY PREZIDA SASANY AZA SADY NANAO ECOLE , HOPITAL , SNS
12. Oay
(
08/04/2009 12:37)
ifiona:
essera:
Fa mandeha avion daholo ve ny camion tiko ry Ifiona ?
Tiko ihany nga no nahita tombontsoa amin'ireny lalana namboarina ireny? fa ireo tantsaha be da be faly noho ny fisian'ireny lalàna namboarina ireny satria afaka mampiakatra ireo vokany ve tsisy dikany?
Ilay resaka rangaha ohatrany any ambadikin'ny tamboho a!
Efa mazava fa ny lalana d ny daholo be no mahazo tombony @ izy ireny fa ny fanontaniana mipetraka d hoe iza sy orin'asa n'iza no nahazo tombony t@ vola nanamboarana ireny lalana ireny?
D za efa nampitovy an'ireny t@ ilay fametrahana cabine téléphonique nanao hoe satria ry Ratsiraka tsy nanao ninn d rehefa mba nitsindroka an'ireny cabine téléphonique ireny tany frantsa tany Ny Hasina d otrany hoe nahavita zavatra be, ny tsy hitan'ny vahoaka anefa d ilay 20% nakany ampaosin'ny mpitondra hihihi...
13. andrywui
(
08/04/2009 12:59)
Samy nanao lalàna daholo ny mpitondra e! ary samy nanao betsaka koa aza !! fa arak'io tenindr zalah io de misy ny nanao de hiantsony anjombona ze kely vita eo am ville iny !!!! fa misy ny tsy niteny fa nanao araky ny maha filoha azy sy ny maha andraikiny azy !! misy aza mbola nanao ecole ny sasany , hopital , barrage ,...fa ts mba natao malaza be sy retany rendanitra toa ny an'i swazi io
14. majakely
(
08/04/2009 13:34)
ny tany aminay alouh anlaza be refa mba nahavita ankaninjaza iny ee!äsa ny tany aminareo ka!ôe ôe ôyeee ôyeeeeeeeeeeeee!ärika tsizany va?'hahahahhaha!!!marina an'izany!¨nareo koooo!ny lalana otrany tsy nisy fanokanana taty aminay nefa vita ihany klé!!ssssssshh....
15. xxx
(
08/04/2009 15:47)
tany aminay aloha dia taminy andron-dra8 vao namboarina atraminizay naha lalana azy, ary maro a, ry ratsiraka indray izay kely mba vitany napoakany taminy dinamita indray rehefa hitsoaka izy :-D :-D , ny train indray tsisy kianina satria tsy manao ninoninona fa faly mahazo seza nangalarina fotsiny :-D :-D
17. pitchou
(
08/04/2009 22:47)
refa hiresaka lalana iany d hozizy za we jereo tsara "iny lalana iny"
hozizy i Oay we
eka! marina zany ary zay le mampvonto fo! fa otrinn rangah ny lalana 1 km? d tsy maintsy ny ALMA ve manao azy fa maninn rah ny alemà? le lalana avy eo tsy ampy 1 taona d simba sy tapaka!!!!! niady t@ maire iray zay i ra8 fa maninn hono no natao pavé fa manimba fiara io (:roll: :roll: ) d nefa efa nanazava le mera we io no takatry ny commune! d notohizan(i dada gidroron tsara! d zao efa simba le gidro fa i pavé mbola ao tsara! nefa otrinn ny vola nomena ny ALMA t@ zany zao?
le cabina farafaharatsiny refa nosimbain'ny tsy afaka mampiasa azy mba lasa tranon'ny 4mi! fanasoavam-bahoaka daholo zany :wink: