misy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve .....???
1. xxx
(
08/04/2009 07:35)
TSETSATSETSA TSY ARITRA .
mety hisy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve ny fivoarana ara-teknolojia !! ohatra tamin'ny andron'ny adama sy eva zao ohatra de tsy mbola nisy zao evolution technoligique zao !! ny tiko ho tenenina de le eo amin'ny toe-tsain'ny mpifankatia !!

novalian'i xxx ny 14/04/2009 12:48
2. Mirananirina
(
08/04/2009 11:30)
Misy vokany aloha raha amiko,samy manana ny heviny moa.raha tsy izany ve be ny misaraka amin'izao,be ny tsy mifankatia fa noho ny zaza dia eo ihany.Samy lasa lavitra daholo ny fiainana sy ny fomba e.betsaka ny zavatra azo atao noho io techologie io ihany.
3. xxx
(
08/04/2009 11:55)
tena misy vokany !! ny antony de satria lasa betsaka be ny contraintes mi-existe ety nohon'ny evolution technologique !! misy contraintes azo iafina ihany fa ny sasany tena mety tsy ho azo : de eo olana no mipetraka !!!
ohatra: ty resaka chat chat ty !! misy bandy any izy no mitady sipa nefa efa manana !! de lasa mizara zara le fitiavana !! de en plus misy olona sasany tsy olana amin'ny tsony zany fampirafesana zany fa mande hoazy !! .....sns

4. ralevazou
(
08/04/2009 12:47)
Arakaraka! amiko ndray le toetsaina itondrana sy iainana miaraka anlé teknlj no antony. Refa mifampatoky de ôké fa zao: mila mahay mifampatoky fa tsy mody atao an zany a! fa amlé zaza ao antrano no mampisalasala be ity fidiran aterineto ity reoùl â! mampihoronkoditra maintsiny! :oops: :cry: :miam: :miam:
5. Zina
(
09/04/2009 02:31)
xxx - 2,
marina ny anao, manimba ny fitiavana mihitsy ny teknlj ankehitriny, mandany andro ato dia adino daholo ny rehetra na dia hiaraka hitsangatsangana any ivelany ary tsy misy fotoana intsony, na dia hiresaka @ olona face a face dia tsy misy intsony

6. xxx
(
14/04/2009 12:48)
:* :* :* tsy aiko alo e! za zao teto no naita ny sipako de tao amtchat no naita ny vadiko :* :* :-* :-* :^) :^) :^)