MANAO ANTSO AVO IHANY HO AN'I salopard,sao de mba misy

1. pikatti ( 06/04/2009 22:00)
very sezany dadan'i salopard fa tratra nanao trafika rongony tny Afganistan ,malahelo mafy ery i salopard ka sao mbola misy malalaka ny ao Afrika Austal ao é,
novalian'i salopard ny 07/04/2009 13:21
2. xxx ( 06/04/2009 22:03)
aleo hihinana nenanany ao io fa mpamely kisoa zany alefo aty fa ahiditray ao tsiafahy de ny dadany sy ny havany rehetra alefa any nosilava daholo é :-D :-D :-D :-D
3. pikatti ( 06/04/2009 22:11)
fangaha arakareo koa le kisoa nasiny lery iny ,ka zay no maha saloperie le tary , loahana daina miampy lohakisoavavy =)) =)) =))
4. xxx ( 07/04/2009 04:56)
fa mba iza alou ty kisoafotsy sy salopard ty fa tena tsy kobonay avy any ambala e! manjary hiteny2 fôna eto manko
5. Mirananirina ( 07/04/2009 09:17)
marina izany =D> =D> =)) =)) =))
6. salopard ( 07/04/2009 13:21)
Ie manana kisoa lahy aho, dia nanisy ilay osy mainty, de nitsoaka tany an'ala ny dadan'ilay osy mainty, de rano sy ala no nosakafoin'ny dadan'ny sasany, akama ihany izy, saingy le izy nitsoaka niaraka tamin'ny volabe no lasa tsy ahafahanay mi-s'approvisionner


marina izany


tu es belle mirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0408