Le groupe Tiko est officiellement fermé définitivement

1. tgvra8 ( 06/04/2009 18:35)
Minanenganiny zany tsy miasa tsony hahahaha mbola aiza no hanjo an ireto gasy kely maimbo politika ireto eeee =)) =)) =)) =)) =)) =)) . Amidio daholo ny omby sao simba ny ronono. Aleo rangaha rononon i tgv sotroina aaa hahahahaha
mantainy 8) 8) 8) 8) 8)
novalian'i irihat ny 08/04/2009 06:53
2. salopard ( 06/04/2009 19:21)
Ampodio daholo ny mpiasan'ny ambasady rehetra eran-tany , dia soloina an'ireo voaroaka tao @ TIKO daholo ny toeran'izy ireo

efa voky ireny, fa mba avelao hihinana koa izay mbola tsy teo e!

mba mifampizara moa e!

sniff...
tchouff...
3. tgvra8 ( 06/04/2009 19:27)
salopard:

Ampodio daholo ny mpiasan'ny ambasady rehetra eran-tany , dia soloina an'ireo voaroaka tao @ TIKO daholo ny toeran'izy ireo

efa voky ireny, fa mba avelao hihinana koa izay mbola tsy teo e!

mba mifampizara moa e!

sniff...
tchouff...


AODINO LE MOLY FA AZA FOHANA H@ VAONINY RA SALOPERIE AAA
SNIFFF TCHOUFFFF

4. yonikafopl ( 06/04/2009 20:13)
indrisy :(
5. sitlo ( 06/04/2009 21:08)
ry tapa-tsosisy :cry:
6. vale ( 07/04/2009 00:09)
sitlo: lol!!!

inona izany fa dia veloma hatreo ny classiko sns, fa dia hinanfatiny hividy ny vita avy ivelany daholo izany koh!! anefa ny azy mba mora kokoa mihoatra @ produit STAR. Fa ny tena mampalahelo dia ireo mpiompy mpamatsy ronono, ndryyyyyy, izany no vokatry ny ady seza , tsy mahandry tantana ny sasany fa tonga hibodo sy handoro sy handrava fananam-pirenena rehefa tsy arahina ny sitra-pony! :o :twisted:
7. irihat ( 07/04/2009 13:00)
ndry tena tara be mintsy nareo izany an. Jereo ange ny Express de Madagascar en ligne androany fa ny Ministre des Finances mintsy no hi-négocier ny ré-ouverture-n'ny Tiko satria misy impact eo @ économie malagasy ny fikatonany e. Fa tsisy fianakamsareo mitsy ao anatiny an. Olona 135.000 anie tsy an'asa raha izany e, mbola miampy ireo tratran'ny pillage teo. De ahoana zany raha izany fa de ho feno mpifoka moly sy makorela i Gasikara tiako.

Aza miteny2 foana hoa fa mampalehelo. Ra8 no tsy tinareo de ireo tantsaha madinika mpiompy sy mpamboly ve mahafaly anareo ny tsy fananany asa?! Tsy mahare vao2 avy any Bira sy Ambao nga nareo? sa de hoe izay de izay. Tsy mpivavaka zany ianareo satria faly @ fahorian'ny sasany. Ahoana anefa hoy ny Bible : miara-mifaly @ zay mifaly, ary miara-miory @ zay ory.

Fa na izany na tsy izany adala izany ny Ministrareo nanao négociation? :!: :!: Izy koa aza anie tsy mahatakatra huile d'olive à 60.000Fmg la bouteille e. Andry TGV ihany no mahatakatra izany fa ireo sisa ireo tsy mahatakatra izany
8. bazylou ( 07/04/2009 13:22)
io indrindra no tokony hofoanan any satria tsy misy ilana ny fanabotrian aolon aetsy sy eroa!! raha niaina na grossisiten'ny tikoianao dia miova zao de zao fa feno grossite ao Mada !!! :roll:
9. irihat ( 08/04/2009 06:53)
Fa iza moa no milaza aminao fa tsy feno grossiste Mada. fa ireny karana ireny zany donto aminao. Jereo any fa feno entana avy @ SADC izay tsy raharahiana no sady mora satria union douanière tao @ SADC de mora ny entana.
Efa mteny SADC ihany ah. Fa ireny 4x4 volant droite hi-gestiavanareo ao Tana ireny, avy aiza kay ireny? Avy any Afrique du Sud, l'un des pays membres du SADC. Mi-geste be satria mora ny dédouanement. De tsy haiko, instony e.
Fa za aloha ny produits laitiers ihany no tena nahafatifaty ah t@ Tiko sy ny menaka sans cholestérol, fa ny ankoatr'izay dia any @ karana araka ny nolazaiko teo. Ka asakasakareo tsy tia Magro fa ny karana koa zao hampiakatra ny vidin'entany satria efa tsy membre SADC intsony isika. Ary ireo entana PPN amidy ao @ pavillon ireo, jereo fa SADC daholo ireo nefa ohatra ny hitako ery mividy ilay fromage Cheddar avy any Afrique mora be 500g 30.000Fmg, de faly ery refa niteny ny TGV hoe tsy misy iraharahian'i Gasikara izay SADC. Ireny spaghetti hohaninareo ireny, avy any Maurice membre SADC, tsy haiko intsony e. Tsy any @ Magro vao mahita an'ireo fa eo @ pavillon aza efa feno. Ka diso enao milaza hoe tsisy grossiste, fa ny karana nga donto tsy mahay manao import, diso be enao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072