Miala any ny contre-attaque

1. vilambava ( 06/04/2009 13:11)
Henoheno sy miha-malaza indray izao fa hanagana governemanta vaovao amin'ny alalan'ny fanendrena praiminisitra le8. Tetsy Ambohijatovo no nanambarana azy androany.
Dia hanomboka indray izany ny fakana ministera isan-karazany sy ny fidirana zone rouge. De ho firy indray no maty amin'izany?
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:54
2. bazylou ( 06/04/2009 13:15)
hita be hoe mpangala tahaka le8 and co!!! :-D :-D
3. xxx ( 06/04/2009 13:19)
otran'ny mapitehiteny otran'ilay blagin'i Francis Turbo hoe "manao rencontre eo @ ring ry zareo!" (t@ zay i Profesera # Amiral)
TGV # Ra8
Moinja # Prem.Min Ra8
Ministre X # Ministre XX
Ministre Y # Ministre YY
etc...

D tsisy miditra ny vahoaka fa aleo zareo no hifampinana ao... :^) ;-)
4. soanja ( 06/04/2009 13:36)
vilambava:

Henoheno sy miha-malaza indray izao fa hanagana governemanta vaovao amin'ny alalan'ny fanendrena praiminisitra le8. Tetsy Ambohijatovo no nanambarana azy androany.
Dia hanomboka indray izany ny fakana ministera isan-karazany sy ny fidirana zone rouge. De ho firy indray no maty amin'izany?


Izay no olana mantsy. Ny fiadivan-tseza no betsaka ao Madagasikara.
Iza anefa moa no mihosin-dra sy manana ny maty amin'izany?
iza moa fa tsy ny vahoaka madinika ihany!

Mihevitra anao ho mahery aho ry Gasikara satria fantatro fa niasa mafy ny razana niriaria teo amboninao ka nahatonga anao ho fiandrihanana mahavelona. Mahatoky koa aho fa mbola hijanona toy izany ianao na dia handalovan-tafiotra miolonolona aza!


5. bazylou ( 06/04/2009 13:41)
eto vao tena hisy raharaha raha izany no mitrannga !! de hifanao ray sy ray ao izany izao kleee!!! samy tsy hisys anaiky aloha ny aty e!!
6. Mirananirina ( 06/04/2009 14:45)
Politika no ampiadina fa tsy sandry akory.Misy mandrahona foana manko eto,rehefa tsy mahataty dia mialà,vava no ampiadina,nefa ry zalahy bolangina be,be sosy ary ianareo?????????????
7. niny ( 06/04/2009 14:48)
Ho eto izay eken'ny fianakavian'ny Be iraisampirenena e! resaka egalité sy legitimité io e!Mangovitra sahady angaha ny ravim-bodin'ny ry tgvendrana?
8. ra8enforce ( 06/04/2009 16:24)
raikitra indray ny fakana minisitera ,masaka izany sady ny miaramila sy ny police koa efa manaomboka tonga saina,fitondrana illegal io ve dia sahy hitifitra,au non de quoi ?
9. bazylou ( 06/04/2009 18:19)
ady politika anie ka mahatonga totohondry satria tsy matanty resy e!!
10. tgvra8 ( 06/04/2009 18:54)
tairo ze tairina fa ze rovitra zairina. Za ndray tonde manisa ze maty tonde mande ny internet atsy ami sobika manisa faty sy maratra Ze sa mitiftr mitifr eee gasy donto reto
te hanao am i tgv eo ko zao ve oe ra8 aa ra8 aaa peho i bazylou
=)) o^o =)) =)) o^o :@ :@ :@
tchoufff tchoufff miakatra izy zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0373