Hampidino koa ny Frais mandeha an-dafy ry TGVendrana a
1. penguin
(
06/04/2009 10:03)
Mba hampodiana faingana an'ireo sesi-tany ary ahafahan'ny fianakaviany mitsena azy mivantana dia ampidino ny saran-dàlan'ny Air Mad mivoaka sy miditra. Efa noresahan'ireo fikambanan'ny gadra politika fa tokony honerana ny fananan'ireo olona ireo simba sy voaroba tamin'ny 2002. Sady mba afaka mahita an-dafy daholo ny vahoaka madinika rehetra. Hihihihihi. Sa ny milaha-bary ihany no mahamety azy izao ?
novalian'i nancy ny 06/04/2009 17:18
2. Mirananirina
(
06/04/2009 10:13)
Aza manofy ry penguin a :) Tsy hisy mandrakizay izany fiainana hidiny izany.Miakatra ihany no ady eo.
Izahay miasa 1 volana dia mahita frais hoany Dago.Fa ilay Malagasy mahantra(akoatr'ireo eo aminy fitondrana sy ny tariny)miasa 1 taona,mbola tsy mahavita frais.Mampalahelo e,mampalahelo.
Izahay miasa 1 volana dia mahita frais hoany Dago.Fa ilay Malagasy mahantra(akoatr'ireo eo aminy fitondrana sy ny tariny)miasa 1 taona,mbola tsy mahavita frais.Mampalahelo e,mampalahelo.
3. essera
(
06/04/2009 11:02)
Revenareo mihitsy ny manoratra an'ilay hoe TGVendrana. Raha vendrana noho ianareo izy dia tokony nareo izany no filoham-pirenena. Nefa jereo ity izy nareo sady mety tsy manan-karena noho izy no tsy maharesy lahatra vahoaka noho izy.
:lol: :?: :?:
:lol: :?: :?:
4. essera
(
06/04/2009 11:03)
Mirananirina:
Tsy hisy mandrakizay izany fiainana hidiny izany.Miakatra ihany no ady eo.
Ka nareo efa zatra akana tombony betsaka dia mahazaka foana fa ny tsy mandady harona ihany ange no tsy mahazaka an'ilay tombony mihoam-papana. Maninona no misy zavatra azo ampidinina fa no-monopoliser-na ???
Aza mba jamba eo ambany jiro be ihany !!!
5. penguin
(
06/04/2009 11:04)
Inona no mampalahelo ry Mirananirina a ? Efa afa-patorana ary hilamina sy hisosa ny fandehan-javatra rehetra hoy ny TGVé koa aiza no mampalahelo anao sa malaina ny hiadanan'ny ambany lanitra izato izy ? Efa maika ny hitsara ny fahaizana misongadina ary hianaran'izao tontolo izao ny tenanay. Mofo-dipaina 1500 fmg aza lasa 1000 fmg matsirobe hoy ny sasany. Ny karama tsy hasondrotra hoy ny Ministra Benja saingy ny fivim-piainana no amboarina ka afaka mifanehitra amin'izany ny karama na tsy mitombo aza. HIhihihi, fiadanana io ry nama aaaaa. Izaho izao mety ahita an'izao tontolo izao mandrita ny fitondrana TGVé. Hiii
6. Mirananirina
(
06/04/2009 11:17)
Ka nareo efa zatra akana tombony betsaka dia mahazaka foana fa ny tsy mandady harona ihany ange no tsy mahazaka an'ilay tombony mihoam-papana. Maninona no misy zavatra azo ampidinina fa no-monopoliser-na ???
Aza mba jamba eo ambany jiro be ihany !!!
Ilazao aho hoe:inona no efa nidina izao?
7. Mirananirina
(
06/04/2009 11:21)
Inona no mampalahelo ry Mirananirina a ? Efa afa-patorana ary hilamina sy hisosa ny fandehan-javatra rehetra hoy ny TGVé koa aiza no mampalahelo anao sa malaina ny hiadanan'ny ambany lanitra izato izy ? Efa maika ny hitsara ny fahaizana misongadina ary hianaran'izao tontolo izao ny tenanay. Mofo-dipaina 1500 fmg aza lasa 1000
Misosa marina a,be sahady ny chomeur a,voaroka dia nosoloina tgv............daholo,(marihiko fa tsy TIM mihitsy ireo voaroaka ireo fa vahoaka tsotra),
8. xxx
(
06/04/2009 11:51)
ka ny maha-TGVendrana anazy ne ry essera dia ilay izy tsy nandalo fifidianana nefa dia misora-tena ho Prezidà an-keriny e ! Tena mitovy am`lay any Afrika sauvage ireny mihitsy ! Tsy afaka manoatra aloha ny olona izao satria poretin`ny CAPSAT fa ny ankabeazan`ny olona dia lazaiko anao fa tsy mankasitraka .
9. KALACK
(
06/04/2009 12:52)
Moramor ian oa ny vava ry penguin rah mbol ts ampy hery so hanarak hatrmn aina ! no hiafarany ah, mbol ho lav n lalàna ary mbol be no ts vit ! ka ho fantatr ian ny momba anao fa aza de entimpo loatr sao simba dada
10. penguin
(
06/04/2009 13:53)
Simbao zay simbanao ampanidinana ry KALACK vava a. Hihihi, any @ CAPSAT mampiresaka izany fa tsy azon'elah erak'izao tontolo izao zay. Hahahaha. TGVendrana hafa ihany fa ny fampitahorana no alefa rehefa donto. Lazaina ampidinina ny vidim-piainana nefa ny fahafahan'ny olona miteny no tiana esorina tanteraka satria tsy mankasitraka TGVendrana.
11. majakely
(
06/04/2009 16:59)
penguin sy essera hihiihihihihi...moramorà ihany nareo e!äoka ny hoavy no hitsara ny tantara fa ianareo oah mba kalam fotsiny ee...torak^'izany koa i Kalaky!!!
12. nancy
(
06/04/2009 17:18)
KALACK ngaha capsat kay?
KALACK:
Moramor ian oa ny vava ry penguin rah mbol ts ampy hery so hanarak hatrmn aina ! no hiafarany ah, mbol ho lav n lalàna ary mbol be no ts vit ! ka ho fantatr ian ny momba anao fa aza de entimpo loatr sao simba dada
