Aza adino ny midaroka an'i Gaetan sy Ranjeva Marisely e

1. kidoropamba ( 06/04/2009 08:16)
Toa somary adino ihany ilay tokony hidarohana an'ingahy Gaetan razafindratandra sy ramarisely Ranjeva ka.

Fanetry be an'ny tany ireny ka tokony faizina mafy dia mafy.
novalian'i Oay ny 06/04/2009 12:35
2. Oay ( 06/04/2009 08:27)
kidoropamba:

Toa somary adino ihany ilay tokony hidarohana an'ingahy Gaetan razafindratandra sy ramarisely Ranjeva ka.

Fanetry be an'ny tany ireny ka tokony faizina mafy dia mafy.


inn ndray ary ty ataon'i dadabe ity!
ary hono wa elaela enao ry dadabe no tsy teto, d ny tsy nahateto anao nifandrify t@ nampidirana an'ilay raika lahy iny tao Tsiafahy ka mba manitikitika izy ity ka apetraka aminao "Ianao marina ve ilay tratran'ny sarika ampandriana iny sa kozy bobaka daholo ireny?" Misaotra mialoha @ ilay valiteny!
Ramarsely ary efa nitsondrano an'i Ny Hasina d efa vita ny fifanarahana fa milamina daholo ny dossier hatrany Manakara ka hatraty Antananarivo é!


3. ravatorano ( 06/04/2009 08:52)
tena nahazo tsodrano tsara tokoa ra Hasina ary nahay namafa ny heloka tamin 'ilay mpiasa tompon'andraikitry ny BCM Manakara an
vita ho azy iny fa aza manantena inona eo tsony !
raha ny kardinaly indray aleo izy hipetraka any ami'ny misy azy any baba fa izay hampilkamina ny tanana no ezaho mafy ah
4. kidoropamba ( 06/04/2009 09:31)
Nisy nanompa hono ra HASINA tany Parisy. Ekipan-dramarisely ireny nanompa ireny.
Darohana mafy hoa iny Ramarisely iny e.

Tokony ampihinanina an'ilay "rano voa hasina" ao @ CAPSAT koa ilay Cardinaly Gaetan iny dia mba mitovy ilay skaoro (score) @ FJKM sy katolika.

5. Mirananirina ( 06/04/2009 09:49)
Mbola tsy vita foana ve ny valifaty ra tgv isany a.Tsy efa ampy ve izay nanonganana ny fanjakana izay.SA TSY MANAIKY RAHA TSY AZO NY ZANAKY RA8 EX-NY ANDRY INY VAO VITA NY ADY???????????
6. essera ( 06/04/2009 11:15)
Antôlanééé le Mirananirina tena tonga fofona be maitsy. Moramora ihany ry sé a.
7. xxx ( 06/04/2009 11:27)
Fa maninona no tsy Odon ? Ny ahy izao i Odon n'i Essera no hitako sahaza ilay rano voasina ao @ Capsat iny
8. Oay ( 06/04/2009 12:35)
Dadabe kosa é! za ve tsy valin'i dadabe ilay faontaniako!
sa hoe izay tsy miteny d manaiky?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507