mandritra izany fotoana izanydia

1. bazylou ( 04/04/2009 08:59)
- manakaiky tsikelikely ny morontsiraka gasy ny piraty somalianina maty noana, 200 miles ny cote gasy no misy ny attaqueny farany .
- mitohy ny grevy etsy sy eroa analana vokona.
-nahazo 50.000 dolara tamin'ny usa ny gasy
- Ny ambasady gasy eto paris bloken'ny Gasy tia tanindrazana , tena tia tanindrazana marinave ry lerony ???
- Ny ao bira anao fandraisana mafana an'i Olga maire, Raerci efa lasa derien, loooll.
-vita nyasizy, oct 2010 fifidianana filohampirenena.
-ho eny trocadero hno ny gtt hivazavaza hoe miala i tgv.
- Ny tanora any manakara manaiky an'ny tgv,
:^) :^) :^) :/ :/
novalian'i yuka ny 04/04/2009 13:22
2. andrywui ( 04/04/2009 09:13)
vaovao milay be lesy zan ramosé lehilah a!
3. bazylou ( 04/04/2009 09:26)
efa any diego zao ny tgv!!!
mitohy ihanyny fanadinana eto madagasikara
mamely koany cyclone, 830 km no misy azy!!!
:^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 04/04/2009 09:32)
Inona no tianao tenenina fa tsy mazava
5. andrywui ( 04/04/2009 09:34)
Milay be le vaovao bazylou fa le sikilonnn no fopla aminy
6. locl ( 04/04/2009 09:44)
raha ny Frantsay efa nampoiziko fa hanohana, ary mba aiza moa no hahitany vola fa ry zareo ange azy mitady hanery ny Suisse hamoaka ny secret bancaire mba hangalana ny volany Frantsay mipetraka ao Suisse e! Mba vaovao fôpla ny an'ialahy
7. andrywui ( 04/04/2009 09:54)
Bazylou !! ny tena milay les de le oe nanohana 100% an'i TGV ndray la frantsa a!! vita teo zany ny fanahiana ! ho avy ny volabe fanampiana !! hiodina tsara amzay ny machine admin !! hitantakolaka kely daol ny TIM manombok eo !! zao ary mbol tsis ninoninnn efa be no namafa PS tato na niova dinika any am resabehivavy sy antson'ny fo sy ny takelaka mahaliana ko !! any zao no ahitana matetika andry penguin syry Mirana
8. ra8enforce ( 04/04/2009 09:58)
bazylou:

- manakaiky tsikelikely ny morontsiraka gasy ny piraty somalianina maty noana, 200 miles ny cote gasy no misy ny attaqueny farany .
- mitohy ny grevy etsy sy eroa analana vokona.
-nahazo 50.000 dolara tamin'ny usa ny gasy
- Ny ambasady gasy eto paris bloken'ny Gasy tia tanindrazana , tena tia tanindrazana marinave ry lerony ???
- Ny ao bira anao fandraisana mafana an'i Olga maire, Raerci efa lasa derien, loooll.
-vita nyasizy, oct 2010 fifidianana filohampirenena.
-ho eny trocadero hno ny gtt hivazavaza hoe miala i tgv.
- Ny tanora any manakara manaiky an'ny tgv,
:^) :^) :^) :/ :/

aleo ry tgv sy ny tariny hanao election eo,tsy misy vola ny fanjakan'i tgv tokony hiala raha mahatsapa fa tia ny tanindrazany ,tsy adala akory izao tontolo izao mana meloka azy,tgv oust


:-D :-D :-D
9. bazylou ( 04/04/2009 10:00)
o ralocl a!! aza be menomenona fa rehefa azo ny vola dia izay ny anao , hoy ry lerony izayhoe "" l'argent n'a pas d'odeur" :lol: :-D :-D
10. andrywui ( 04/04/2009 10:00)
tsy manameloka ny TGV tson ny olon ry ra8enforce a!! aiza ary nareo zan ee!! i frantsa zao ef tgv de hanaraka eo ko ny sasany
11. bazylou ( 04/04/2009 10:04)
ry ra8enforce izany koa tena tssslee!! efa tsy any intsony anie ny baolinaizao e!! efa manao entrainement amin'ny referendum izao nomasaka!! sady ny vola misy foana e!! :lol: :lol:
12. yuka ( 04/04/2009 13:22)
frantsay ve ry andrywui no hianteherana a!
mitovy amin'ny hazo boboka io :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071