Natsipin i fr TGV

1. Mandefitra ( 03/04/2009 07:16)
Toy ny vato natsindry ahazana zao TGV satria vita ny nilana FR azy : nanala andra - 8.

Le Conseil permanent de la Francophonie (CPF) a décidé jeudi de suspendre Madagascar. Réuni à Paris en Session extraordinaire pour examiner la situation à Madagascar, la décision est motivée par le « transfert anticonstitutionnel des pouvoirs du 17 mars 2009 ».

Ny an i FR efa mazava : ngahy Pierrot no tiany ho eo. Hitany rahateo fa fozaorana avokoa ny membre ny HAT.

Miala ny pression ny tsy maintsy hamitana ny fifidianana faran' zay haingana.

Tgv aloha tys maty antoka satria, malalaka tsara FR handray azy ho exilé avy eo .. fa ireto mpomba azy?
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:01
2. locl ( 03/04/2009 07:45)
Dia inona moai zany fa dia natao tohahatra fiankarana izy, fa ny mahonena dia ny ny tsy fahatakarany an'izany sa dia hoe ny vola ihany no jerena, ary fa iza marina no candidat La France e? Pierrot, Sylla, ect...mety ho zaho koa agamba a
3. Rafahafahana ( 03/04/2009 08:45)
Zany rehefa maivan-doha é, ilay vahoaka mpanara-dia azy koa no tena adala.
4. Mandefitra ( 03/04/2009 09:00)
Io ilay hoe mitsambiki-mikimpy koa.
Tsy mandinika zay hiafarana fa entin ny fankahalana andra8 fotsiny ...

Ary na hita fa efa mi-vilana zao aza tgv de tohananany ihany satria menatra ny safidiny.
5. xxx ( 03/04/2009 09:02)
Tgv aloha tys maty antoka satria, malalaka tsara FR handray azy ho exilé avy eo .. fa ireto mpomba azy?


zay ilay fitavan-tena be, ny ponina gasy no hijaly, angaha hisy hiraharaha izay malagasy kely, ny olana ny ny Pro-TGV tena tsy mieritreritra mihitsy.
marina ny anao ry Rafahafahana
6. fijo ( 03/04/2009 20:01)
i sylla no ten atian'ny frantsa ho eo.saingy ,,mamofona TIM io ka manahiran aihany.
raha i pierrot no aroso,toa tsy nahazo famafana heloka"amnisti"ka tsy mety.
i rolland kely izany no azo antoka.i ratsiraka ihany izany no hiverian e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504