dince manalaza azy vita gadra teny ambohijatovo

1. ra8enforce ( 02/04/2009 20:04)
izao indray no dince fanao rehefa avy nigadra ka nahazo grace presidentielle
http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:51
2. fijo ( 02/04/2009 20:13)
toa tsy misy pokona mihintsy le...sady tsy mba voatoraka larikx
3. Noue ( 02/04/2009 20:18)
hadinonareo ilay komentera kosa eee !!

A la place des détenus politiques, les travestis (sarimbavy tena izy) ont fait leur show à Ambohijatovo. =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. fijo ( 02/04/2009 20:30)
sady le pokona vrac beeeeuuuuu
5. Noue ( 02/04/2009 20:45)
iéééé ! tena nahazo kil beeeee hono eee !! sa mbola zany ihany no atao oe vahoaka ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. fijo ( 02/04/2009 20:51)
raha misy olona iray mijoro eo ,dia efa vahoaka izay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553