en fin, nanohana an'i tgv i angelina jolie

1. sadeky ( 02/04/2009 08:20)
akoatra ny la frantsa izay manohana ankolaka an'i tgv dia dia io koa i angelina jolie, http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o
novalian'i xxx ny 02/04/2009 09:04
2. essera ( 02/04/2009 08:54)
Izay ndray les tsy azo itompoana teny fantatra io fa logique historique io omeny io fa tsy tena logique politique. Misy nuance kely.

Sarkozy ange manana politika hafa izay sad ts tena vrai frantsay koa io fa jereo ange ny tantarany any am firazanany mihits e
3. xxx ( 02/04/2009 09:04)
tsy frantsay sarko fa inona?,ary essera io koa mety tsy ho gasy fa indoneziana ou afrikana raha ny lojikanao no arahina,dia tsy hijanona intsony io raha tsy hiafara @ ragidro niandohan'olombelona raha resaka firazanana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075