Vonona ara-miaramila,matanjaka ara-toekarena M/kara an?an?
1. penguin
(
01/04/2009 12:15)
Tsy misy ahatahorana ny miaramilan'ny SADC hoy i monja roindefo ary vonona ny hiaro tena ka afaka hanome lesona azy ireo ny miaramila gasy. Ny Jeneraly moa retirety tsy nahita gerrragerrra ny mbola amperin'asa mijery film sy sarin'ady ary fanenjehina dahalo sy mpi-grevy no natao. Ary ny fitaovana ampy tsara mihoatra ny hafa.
Ny ara-toe-karena indray dia haneho erak'izao tontolo izao ny TGVendrana fa hofeheziny ny fisondrotry ny vidim-piainana ary haka lesona aty Madagasikara avokoa ny rehetra satria tehnisiana avolenta eran-tany no mpikambana ao anatin'ny HAT sy governemantra notononina teny an-dàlan'i 13 mai.
Maika ny hijery izany hazakazakin'ny TGV tsy misy làlana ary atosika tànana izany ny Malagasy. Efa avy nilaha-bary sy menaka miaraka @'ny Carnet ny vahoaka ary santantra ambavarano io fa ho heniky ny vary sy menaka mora vidy Madagasikara.

novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:41
2. andrywui
(
01/04/2009 12:25)
Ankasitraho ze azo na vary na menaka na mofo na siramamy ... fa zavatra tsy vitan dravalo tao anatin'ny 7(FITO) taona izany nampidina PPN 100% ny vidiny zany !!! aza hatsatsoina ry namana fa mbola be no hanaraka hidina eo a!! ary rehefa ny fiainambahoaka qmadinika no voatsimbina na de ampahany ihany aza de efa mba hitan'ny fidirambolan'ny isantokatrano izany !! ny sasany anefa 7 taona nampakatra sy nampandohalika foana ny fiainan'ny malagasy no nataony !!! tongava ry SADC sy ry U, UN fa vonnnn tsar ny eto M/car !!! sady tanànay no eto ka hainay tsara fa ry lerony no mbola mety hijery GEPS (gps) eran'ny tanana angah !! mbol eo ampitapena Geps elah ry SADC def voatifitry ny capsat a !!! sady ny miaramila gasy mbol tsy niady zany ka aminio no ampiasaina ny experience rehetr hatramzay !!! zatra nanambany loatra reo firenena manodidina reo ka ahita ny herinzany oe malagasy midy zany izy aminio !!!
4. rahiratra
(
01/04/2009 12:31)
Mazana be hono izany 12 ème bataillon gasy t@'ny ady lehibe izany ko. Sady be harena hono Madagasikara ka izay no tsy hamelan'i Frantsa azy. TGVé amin'ny anarany io ary tena hisy izany TGV tena izy izany hono miala Toliary tonga Antsiranana ary vita vetivety sahala ny anarany. Efa hisondrotra vao mitady handà ve ry donto o ?
5. Mirananirina
(
01/04/2009 12:31)
Mahavita tena i madagasikara e :( ho hita eo ary.Ianareo izany ry tgv,fa izahay mila ny vahiny hanampy anay.
Inona hono no MBA VITA IZAY MIARAMILA GASY???????????KARAMA VARIMASAKA NO AZONY DIA HAHAVITA INONA. :) be vava loatra nareo ratgv,fitaovampiadina 0.
Misaotra Radio vazo gasy fa tsara ireo hira mpivavahana alefanareo amin'izao.Ilainay mihitsy

6. andrywui
(
01/04/2009 12:36)
Angah ra gasy ny miaramila de tsy combatant zay ?? tongava ry havako fa masaka ny loh'omby aaa !! tongava ry SADC sy ry UA !! fa hainareo tsara ny planin'ny tanàna de ny miaramila hijery anareo fotsiny !!!
7. andrywui
(
01/04/2009 12:46)
Ampidino ihany ry TGV ny vidin'ny PPn rehetra fa manomboka mialona ny Tim a!!! ary rehefa faly ny vahoaka fa midina ny vidimpiainany de ny vahoaka ihany de mahavita mandroaka sy miady am SADC na tsy hihetsika aza ny miaramila !! de avy eo mitrandraka ny petrol tsika miadana fotsiny !!ka ze te hiaraka amin Madagascar ref avy eo de raisina antanadroa ze hiala mahazo miala !!! satria ref miboiboika be ao ny petrol tsika de hanambitamby sy hilelaka ny malagasy sy i Madagascar daholo ny firenena rehetra !!! ary tsy ho ela zany fa de ao anatin'ny 2 na 3 taona fotsiny !!!
8. Mirananirina
(
01/04/2009 12:49)
Raha taloha dia matoky aho,ny fiofanana,mi-saute parachute,mahazo fiofanana any ivelany sns....Firy amin'ireo miaramila akehitriny ny mahavita sy mahazo ireo??????????????????
9. rahiratra
(
01/04/2009 12:53)
Misy miaramila Malagasy hanampy izany SADC izany satria tsy mankatoa ity tsy ara-dàlana ity fa mangiana fotsiny. Ao koa ny tanora manara-dàlana ka ho raisim-potsiny andrywui ary haboridana miaraka amin'i kapitsanty.
11. andrywui
(
01/04/2009 12:57)
hoy i Mirana :
tsy misy mahavita tena zany ry Mirana na i France aza fa ny fiandrianampirenena tsy avela hitsakitsahina zany a !!!! ref mivoaka ny tombotsoa be avy eto m/car de hiazakazaka hilelaka eo ihany ireo firenena ireo fa mody mandona aloha hikainkona !!!! toy ny nataon'i Ravalo !! vao voadona kely de ny FITONDRANA be teo ampelatanana xno nariana sy navela ho an'ny olona !!! io Fitondrana io anefa no nandaniany vola otrinnn tam 2002 ?????
Mahavita tena i madagasikara e ho hita eo ary.Ianareo izany ry tgv,fa izahay mila ny vahiny hanampy anay.
Inona hono no MBA VITA IZAY MIARAMILA GASY???????????KARAMA VARIMASAKA NO AZONY DIA HAHAVITA INONA. be vava loatra nareo ratgv,fitaovampiadina 0.
Misaotra Radio vazo gasy fa tsara ireo hira mpivavahana alefanareo amin'izao.Ilainay mihitsy
tsy misy mahavita tena zany ry Mirana na i France aza fa ny fiandrianampirenena tsy avela hitsakitsahina zany a !!!! ref mivoaka ny tombotsoa be avy eto m/car de hiazakazaka hilelaka eo ihany ireo firenena ireo fa mody mandona aloha hikainkona !!!! toy ny nataon'i Ravalo !! vao voadona kely de ny FITONDRANA be teo ampelatanana xno nariana sy navela ho an'ny olona !!! io Fitondrana io anefa no nandaniany vola otrinnn tam 2002 ?????
12. Mirananirina
(
01/04/2009 13:05)
toy ny nataon'i Ravalo !! vao voadona kely de ny FITONDRANA be teo ampelatanana xno nariana sy navela ho an'ny olona !!! io Fitondrana io anefa no nandaniany vola otrinnn tam 2002 ?????
Votre Majesté, vos Excellences, je n’ai jamais démissionné, j’ai été forcé de transmettre mon pouvoir sous la menace d’armes ce 17 mars.
Ma famille et moi étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été obligés de se cacher dans la forêt.
Mitombona ve ny filazanao azy ry adrywui an.
ref mivoaka ny tombotsoa be avy eto m/car de hiazakazaka hilelaka eo ihany ireo firenena ireo fa mody mandona aloha hikainkona !!!!
Tsy hisy firenena hisolelaka aminy PAYS PAUVRES mihitsy eo e :)
13. andrywui
(
01/04/2009 13:33)
hoy rahiratra
ha ha ha raha ahazo an'i andrywui eo les ! sady ahoana ko zan aboridana zan lé ? aza manao sangy ratsy rahiratra a!!
Misy miaramila Malagasy hanampy izany SADC izany satria tsy mankatoa ity tsy ara-dàlana ity fa mangiana fotsiny. Ao koa ny tanora manara-dàlana ka ho raisim-potsiny andrywui ary haboridana miaraka amin'i kapitsanty.
ha ha ha raha ahazo an'i andrywui eo les ! sady ahoana ko zan aboridana zan lé ? aza manao sangy ratsy rahiratra a!!
14. andrywui
(
01/04/2009 13:38)
hoy mirana :
efa fantatra fa tsy maintsy ho izay ko naninnn rah niaro xten !!! miaramilany mbola firinjato no nomba azy !! ny zandary !! polisy !! sns ... fa izy mihitsy no efa te hanipy azy aminol !! nenjehin'ny eritreriny tao angamba fa iza ko no hanambana basy prezida zany !! efa miaramila firy sy matanjaka xbe ,, mahay miady be no miandry azy ( manokana ireo ) !!! sssssshhhh !! aza ny ol no ampresahina e
Votre Majesté, vos Excellences, je n’ai jamais démissionné, j’ai été forcé de transmettre mon pouvoir sous la menace d’armes ce 17 mars.
Ma famille et moi étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été obligés de se cacher dans la forêt.
efa fantatra fa tsy maintsy ho izay ko naninnn rah niaro xten !!! miaramilany mbola firinjato no nomba azy !! ny zandary !! polisy !! sns ... fa izy mihitsy no efa te hanipy azy aminol !! nenjehin'ny eritreriny tao angamba fa iza ko no hanambana basy prezida zany !! efa miaramila firy sy matanjaka xbe ,, mahay miady be no miandry azy ( manokana ireo ) !!! sssssshhhh !! aza ny ol no ampresahina e
15. Mirananirina
(
01/04/2009 13:46)
fa iza ko no hanambana basy prezida zany !! efa miaramila firy sy matanjaka xbe ,, mahay miady be no miandry azy ( manokana
Ny terroriste ra Andrywui an,natao OTAGE ny vady amanjanaka.
16. rasobakobako
(
01/04/2009 14:43)
Andrywui a! ny ao anaty fo afaka misendaotra, ny ao anaty saina afaka mankahala, fa ny feon'ny fieritreretana tsy azo vonoina, raha tsy hoe ... @ zava-mahadomelina. Henoy ihany ny feon'ny fieritreretana !
17. rasobakobako
(
01/04/2009 14:47)
TANTARA KELY
Un pasteur visite un texan qui, avec courage et réussite, s'est bâti un empire. Pendant l'entretien, ils se rendent sur un promontoire. L'hôte fait voir ses puits de pétrole, expliquant que, vingt ans auparavant, il n'en possédait aucun. Dans la direction opposée, aussi loin que se porte le regard, les champs de maïs sont sa propriété. Puis se tournant vers l'Est, il montre l'immense prairie s'étendant à perte de vue, où paissent ses troupeaux. Enfin, vers le couchant, la magnifique forêt lui appartient également.
Alors, très simplement, l'invité demande à son hôte ce qu'il possède dans la direction qu'il indique, le doigt levé vers le ciel…
Fa inona moa no soa ho azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy? Matio 16:26
AINA = FANAHY
Dia ahasambatra anareo TGV ve ny fahazoanareo fahefana ?

18. andrywui
(
01/04/2009 15:15)
Ary nahasambatra anravalo ve ny namono olona bedebe tam 2002 nakana Fitondrana ankeriny koa ! 800 olona no matin'ny reservistes taminireny farafahakeliny !! eo ambony lohan'iza daholo ireo ??? RAVALO !!
19. Noue
(
01/04/2009 16:00)
andrywui:ary hadinon'i wiwi nga ity?
Ary nahasambatra anravalo ve ny namono olona bedebe tam 2002 nakana Fitondrana ankeriny koa ! 800 olona no matin'ny reservistes taminireny farafahakeliny !! eo ambony lohan'iza daholo ireo ??? RAVALO !!
http://www.dailymotion.com/video/x2a3s6_madagascar-carnage
20. fijo
(
01/04/2009 20:41)
za kosa aloha dia nanameloka an'i zafy tamin'io e.izany lapam panjakana izany tsy tranon'akoho ka hoe ,ndeha hilalao ao.tamin'io aho dia nanome rariny an dratsiraka,na dia tsy nomba azy aza