Ny fandaharana Karajia RDB

1. vaotonga ( 01/04/2009 06:52)
Ity misy soson-kevitra tena milay be,ka ahoana ny hevitrareo?Efa lasa ilay natao hoe mpanao didy jadona,ka nahoana raha averina @zay ilay fandaharana KARAJIA tao @ RDB fahiny e! Zay rangahy tena mirevy an'iny an!nefa moa tsy afaka nanoatra t@ nanafoanana azy.Ka misokatra ary ny latabatra bori2 hilazanareo ny hevitrareo @io fandaharana io raha tokony efa fotoana handefasana azy izao,fotoana lazaina fa anjakan'ny fahalalahana ara-panehoan-kevitra sy ara-demokratika.
novalian'i xxx ny 01/04/2009 10:02
2. xxx ( 01/04/2009 10:02)
Ianao ve mihevitra fa mahafehy an'io fandaharana io ny mpanentana azy ao amin'ny rdb? sao de olona tsy manana fahalalana mikasika an'izay fiainam-pirenena no nisahana azy ka tsy nahafehy ny hafetsna sy ny zava-misy marina.
Ho ahy ilàna olona afaka mahafehy azy ny fandaharana toy itony, ka tsara ny nanafoanana azy fa lasa vao maika manimba fa tsy manabe mpihaino.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064