Menaka!!! nandalo fitilina ve?

1. xxx ( 31/03/2009 09:40)
Ny sakafo miditra eto M/car de tokony hanadalo fitilina aloa vao azo haparitaka eny an-tsena; Miseho sahady ny tsy fanarahan-dalana! Sa io le menaka 160T nalaina an-keriny tany @ tiko indray, toy ny farine sy ny vary?
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:21
2. essera ( 31/03/2009 09:59)
xxx:

Ny sakafo miditra eto M/car de tokony hanadalo fitilina aloa vao azo haparitaka eny an-tsena; Miseho sahady ny tsy fanarahan-dalana! Sa io le menaka 160T nalaina an-keriny tany @ tiko indray, toy ny farine sy ny vary?



salut "xxx" :@ :@ :@ .

Ny valin'ny fanontanianao angamba dia euh, tsy nanankery intsony ilay fitiliana satria lafo loatra. 12 500 Fmg izany ilay izy ny tokony hividianana an'azy dia 12 500 Fmg isaky ny litatra no hitiliana azy nandritra ny fitondrana teo aloha na latsaka kelin'izay.

Dia rehefa atao ny kajy dia 20 000 fmg mahery eo ho eo ny litatra. Lafo be zany service izany kosa fa mitovy amin'ny vidin'ilay zavatra hotiliana.
3. yvaj ( 31/03/2009 10:02)
aiza koa no hisy sambo tonga alina de maraina efa atao daholo ny livraison any @ boriborintany e?
Zany anie dia midika fa ireo le menaka sy vary nangalarina tany @ TIKO e, na mora aza tsy maninona satria tsy misy masonkarena le izy.

Ny marina anie na fisaka aza tsy maty fa mbola hipoitra ary ho fantatra eny foana e !
4. essera ( 31/03/2009 10:05)
Ka ianareo ange tsy mahalala afatsy :
- karaza-menaka iray.
- karazan'olona iray.
Ka raha vao misy mahavita ny manodidina anao dia ny entana ao an-trano no atao inventaire haingana fa tsy tokony hahavita mihitsy ny olona ankoatran'areo.

Efa tokony lany andro izany toe-tsaina izany.
5. yvaj ( 31/03/2009 10:15)
ka ny tena mampme ne de zao e: "tonga anio alina ny sambo de afaka mizara eny @ boriborintany rapitso, ary @ zao voalohany izao de atao mirary de mirary nmy vidiny" hoy ilay ramatoa ao @ commune e.
Zany ve tsy miracle mon ami.
6. xxx ( 31/03/2009 10:22)
le essera angamba mbola kely loatra e? :lol: Nga moa za niteny hoe fitiliana isaky ny tavohangy no atao? sa enao efa nahita hoe ireny biscuit amidy eny an-tsena avy any ivelany ireny dia novahana tsirairay nangalana kely mba hotilina? :wink: Mamenatra ana mihitsy wa ny fisainanareo TGViste ireto fa mandray an-tedrony foana; Mpivarotra yaourt ary mila maka autorisation vao afaka mivarotra ny azy!
7. nilex ( 31/03/2009 11:08)
Ny mahagaga tokoa dia ny menaky ny tiko sy ny vary nafarandra8 io zaraina eran'ny tanana io de ry tgv no mizesta be @ izay vendrana be efa tsy manambola mbola hamidy 2500fmg ihany ny kg ,marina fa tsy nisasarana io fa nalaina fotsiny nefa ilaina ny vola mba hanafarana indray avy eo.Ary izy io mantsy rehefa lany ireo dia ho hita eo indray ny tohiny na mbola hahavita hanafatra na ahoana fa tsy misy ho alaina intsony mantsy eo.Marina mihintsy ilay hoe vita fitiliana tokoa ve ireny sa ahoana e ny azy mantsy ny ekipany ireo karazan'olona mety mahatanty izany ihany fa ny sasany mety harary kibo eto avokoa.ho hita eo e
8. bazylou ( 31/03/2009 18:22)
ah bon:::!! di matahoatra izany ianao satria ny le8 teo nanao ny azy tsy nisy fitiliana fa rehefa ny haf adia hoe asio visite e!! 8O 8O 8O 8O 8O
9. fijo ( 31/03/2009 22:08)
menaka toko ihany anie io amidy io e.ilay tiko norobaina ihany ity no manavotra sy ilaina kle
10. xxx ( 01/04/2009 09:52)
mba jereo ihany ny hoe ara-dalàna e!!! tsara ny mora nefa sao le vita sinoa...
11. fijo ( 01/04/2009 21:21)
menaka tiko io amidy io.izany hoe menaka halatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3617