Ho an'ny mpanara-dalàna !!!

1. essera ( 31/03/2009 08:42)
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo.

Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro ohatra anareo teny aho, fa ny mahagaga dia mandritra ny famelabelaran-kevitra dia tsy maintsy misy foana ny lalitra atsofoka any am-bava à 60% minimum. Ankoatra izay ny fandranitana ny olona hanao ny tsy fanao. Modiako asiana ny tehaka tsara mihitsy koa ranona.

Raha hendry tsara nareo mandrapahatongan'i Dada dia araho tsara ny rindran-damina apetraka satria efa hainareo ilay manara-dalàna. Misaotra a.

Izahay mantsy izao efa mametraka ny lalàna tena izy mba ho samy tsy ambonin'ny lalàna intsony isika mianakavy.
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:42
2. Oay ( 31/03/2009 09:23)
Ka mafana [kopy enao an] be ilay eny ry essera d lasa be lalitra fa aiza ary nareo izany!
3. essera ( 31/03/2009 09:32)
Oay:

Ka mafana [kopy enao an] be ilay eny ry essera d lasa be lalitra fa aiza ary nareo izany!



Merci les é. Milay mits ny mijer an lé ver sez mivadika sinoa very entana.
4. xxx ( 31/03/2009 09:45)
lol :lol: :lol: Mampalaelo nareo e!!! normale raha ny TGV no tohananareo, tsy afaka hijery lavitra fa entanin'ny fo fotsiny; Maninona raha mba jerena koa aloha ireo olona miandry miaraka @ vato eny @ 13 mey? mba jereo le qualité e! fa ny lalitra aleo hanidina satria efa tsy voadio intsony ny tanàna e!!!
5. yuka ( 31/03/2009 09:46)
ka maninona no mitsatsaka,dia alefa ny miaramila,alefa ny fozaorana,izao indray dia ny gadra afaka no alefa hibodo io toerana io :roll: :roll: :roll:
vavabasy ve no nahazona fitondrana dia mba miseo milay :D
6. essera ( 31/03/2009 10:02)
Efa hatramin'ny omaly sa afak'omaly no hoe jereo ange ny olona manohana ny TGV fa kongoroty e, fozaorana, wa wa wa.

Dia ampiako kely, ireny no tena sahirana fa nodian-tsy hita. Fa raha ny fomba fijerin'ny namana sasantsasany dia tsy manan-jo hiteny ireny fa tsy maintsy mitsindroka fako sy tapenam-bava sy tsy azo aseho sehatra na fivoriana fa mahamenatr'olona sy ny vahiny.

Ianareo koa moa izany tsy miaraka amin'ny tsy afaka é !!!
7. essera ( 31/03/2009 10:09)
Ho an'i Yuka koa aloha dia efa zatra hoe izay pro anona ihany no mahazo manao an'izao sy tokony hiseho vahoaka e. Efa lalan-dririnina iny retsy a. Mila manao fijery hafa amin'izay isika.

Efa nilaozan'ny toetr'andro ary nariana mihitsy ny resaka monopolisation amin'ny lafiny rehetra io (hevitra, toe-karena, fihariana, sns...).

Raha hendry isika izao dia mandeha manafatra entana mba tsy ho orin'asa iray intsony no manao an'izany ka na ianao aza dia ahita ny tombotsoa.

Aza afangaro intsony ny atao hoe varotra mandeha amin'ny ara-dalàna sy varo-maizina fa efa faniriantsika miaraka izao ny handeha amin'ny ara-dalàna.
8. xxx ( 31/03/2009 10:30)
Ny savonnerie tropical izay nanohana io tolon'i TGV io dia nametraka mihitsy hoe mba jereo izahay orinasa gasy fa tena mafy ny mahazo anay @ ireo entana marobe mitobaka eny an-tsena avy any ivelany! inn marina no tinareo atao e? :lol:
Ny momba ireo mpanohana lazainao fa kongorotika: ny saina no tena kongorotika, kamo be tenda, tsy vonona ny hiasa fa manan-tena manà latsaka fotsiny; manan-tena miracle; tadidio fa mitseboka vao mihinana, fa tsy hoe mihinana dia avieo tsemboka @ famerenana trosa.
Ary mba mipetraha na 1mn fotsiny aza eo @ toeran'ireo mpiasa marobe very asa noho ny nataon'ny TGV, fandorona orinasa, .... Maro amin'ireo izao no tsy mihinana intsony na dia sosoa be ranony aza; kanefa mbola vonona ny hiezaka hatrany satria fantany fa miasa ihany no hafahany mihinana; ireo eo @ 13 mey taloha kosa nefa toa ny mifanohitra amin'izany no zavatra antenainy.
9. fanou14 ( 01/04/2009 06:20)
yuka:

ka maninona no mitsatsaka,dia alefa ny miaramila,alefa ny fozaorana,izao indray dia ny gadra afaka no alefa hibodo io toerana io :roll: :roll: :roll:
vavabasy ve no nahazona fitondrana dia mba miseo milay :D

ka nareo aza milaza fa ara dalana nefa mbola vola no hitambazana ny olona anaraka anareo eny , na izany aza mba omeo sopape kely ny @ samedi dia iza no mizara ny vola fa tsy maninona fa hanao declaration de perte eny @ firaisana zay , manaraha vao2 eny @ firaisana fa + de 100 ny declaration de perte eny ,maninona raha mba ovaina kely ny stragtegie refa hanome vola dia aleo tsy alaina ny cin fa tonga dia fantatra be hoe mividy olona nareo
lay hoe fozahorana , olombelona tahaka anao ireny olona ireny fa aza dia mitsara fa ny tany boribory fa ireny lazainao fozahorana ireny no mety hanana no ianao ,
ny ho an'ny miaramila ndray mandray ny andraikiny izy ary mba menatra milaza ianareo fa notofirina t@ balle réel , dia hoe nalaina lay balle naseho vahoaka fa tena mihevitra ny olona vendrana mintsy ve , efa fantatra zao fa ny olona ao @ tim ao ihany no mitondra fitaovampiadiana dia lay ramatoa nilaza fa nanenjika balle , mba ataovy ny logique fa tsy misy olona mahenjika zny aoa anatin' ny korontana sady nilaza izy fa iray no nenjehihiny avy eo namoaka avy tao ampaosina mba menatra
ny @ gadra politika , ndray , ny dadanareo no tsy nantanty satria zay olona tsy mitovy hevitra aminy dia fahavalony, zany ve no mbola atao hitondra fanjakana? sao lahy menatra ianareo hoe , dj no ahatafavoaka ny mscar ny crise dia atao daholo zao blocage rehetra zao ,ary ny dadanareo mba inona taloha , "MPITONDRA RONONO " ka aza be vava, ra tena tia tanindrazana marina nareo dia mahaiza mifandefitra dia aleo ny hafa ndray mba hitondra , zay 24 mois ve tsy andry ,

10. xxx ( 01/04/2009 11:42)
tena mahamenatra ahy izao dia tsy hitako ze ilaina an'i vadin'i pety sy voninahitsy, sareraka... ao @ senat; normale aloha raha ireny no atao ao e; ny olona nametraka azy aza mbola vao maika mahamenatra! zao de zaraina seza daholo ny olona teo @ 13 mey; tsy misy fijerena competence intsony fa izay nitolona de omena seza (ny teo @ podium ihany koa anefa a; lol, fa elah ry Paoly mbola miandry aloha raha misy toerana ihany ao @ CUA ao a; na ny mpamafa lalana aza zao efa hiadivana ny kifafa)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0447