mba mahagaga

1. ra8enforce ( 30/03/2009 18:57)
i ra8 president lanimbahoaka,reconnu eran'izao tontolo izao,na ny resaka contrat rehetra momba ny minier dia contrat legal,ka fomba ahoana moa no ahafan'i tgv mikitika an'io contrat io nefa a titre trasition no nahazoany pouvoir,izany hoe ny fampandehanana ny la vie courante sy ny mikarakara ny election no tokony ho ataony.Ny contrat minier hoan'izay president legal sy manana projet hoan'i madagascar
http://fr.news.yahoo.com/4/20090330/twl-madagascar-mines-bd5ae06.html
novalian'i bozzy ny 31/03/2009 01:27
2. Noue ( 30/03/2009 19:20)
zay indrindra manko eee ! io election io aloha no tokony ataony maika dia maika fa tsy miseho inona eo indray ?? :^) :^) :^)
3. zandikely ( 30/03/2009 20:05)
Comme son coup d'État a été légalisé par la HCC, il a le plein pouvoir, il a le droit de le faire
Il n'a ni moins ni plus de pouvoir qu'un président de la république.


4. patrick2002 ( 30/03/2009 20:54)
ka mbola mitady hividy force one 3 indray ra8enforce kou ,tsy maintsy kitihana mba hahabe ny vola miditra ao @ caisse de l'Etat lty ah! tadiavin'ialahy hahabe ny capital ny entreprise ny dadanareo angaha.
5. ra8enforce ( 30/03/2009 22:39)
hikarakara election no atao hoe transition fa tsy programe saingy efa hita hoe mpangalatra moa ry tgv tsy mahagaga.Jereo tsara fa vide daholo ny caisse eo,i tgv sy forongony mahafanatra tsara fa raha misy election tsy ho lany mihitsy dia manararaotra fara mparany aloha e,kepohana daholo izay kepohana ,ny voa mafy indrindra dia ny vahoaka tana,hira hijery ny tohiny tantara isika
6. bozzy ( 31/03/2009 01:27)
ra8 renforce
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1004