Izany habibiana !!!

1. Noue ( 29/03/2009 20:39)
dia mba rariny kosa ve ozy ianareo raha mijery an'io vidéo io ianareo aaa ! ny jioahimboton'i tgv ao ambadikin'ny miaramila, nefa ry zareo sady mitifitra no misambotra ??? :evil: :evil: :evil:

http://www.tv5.org/TV5Site/afrique/index.php?edition=&par=2
novalian'i xxx ny 30/03/2009 09:29
2. sadeky ( 29/03/2009 20:47)
izany ve ahagaga,ireo vahoakaben'i tgv visy an'isa ireo ihany no mahazo manitsaka an'i 13,izay no atao hoe democratie,aza omena tsiny ny olona raha hikomy satria izay no solution hitany farany
3. Andribe ( 29/03/2009 21:05)
kay kle kay tena geragera be mitriny misy hakanenjika eny anaty atakata pfiuuuuuuuu aleo aloha hiafina kely 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
4. soanja ( 29/03/2009 21:39)
Noue:

dia mba rariny kosa ve ozy ianareo raha mijery an'io vidéo io ianareo aaa ! ny jioahimboton'i tgv ao ambadikin'ny miaramila, nefa ry zareo sady mitifitra no misambotra ??? :evil: :evil: :evil:

http://www.tv5.org/TV5Site/afrique/index.php?edition=&par=2


Andriamanitra ianao e. Tena habibina tokoa! Misaotra Noue nizara. Mampalahelo ahy ianao ry Gasikara.


5. ikaretsaka ( 29/03/2009 22:22)
Iza no andriamanitra @ ireo ry soanja?
6. soanja ( 29/03/2009 22:43)
ikaretsaka:

Iza no andriamanitra @ ireo ry soanja?


Tsa misy leko raika fa ny fihetsempoko mijery ny zavamisy no mampihaiky volana ahy tokoa. Miala tsiny raha nahavoatonona ny anaran'Andriamanitra!


7. vale ( 30/03/2009 00:27)
tampoham-pahefana ve sa efa zatra gidragidra?? ity vao tena jadona aminy!! hummmm..
8. yuka ( 30/03/2009 03:38)
refa azo akia ny seza ry vale dia adino ilay tolona natao hoan'ny demokrasia fa
ny fiarova-tseza zay efa nisy teo aloha no haverina,miampy ny valifaty kely izay tsy hitany izay maharatsy azy e! :D
9. xxx ( 30/03/2009 05:43)
[quote=Noue]
dia mba rariny kosa ve ozy ianareo raha mijery an'io vidéo io ianareo aaa ! ny jioahimboton'i tgv ao ambadikin'ny miaramila, nefa ry zareo sady mitifitra no misambotra ??? :evil: :evil: :evil:

tsy aleo ve ry noue entin'olona jiolahim-boto, mampiseho ny tena toetrany toy izay entin'olona miseho mpivavaka nefa manafina ody an-tsalaka? no sady mandainga no manodikodina volam-bahoaka, no tia tena, no tsy tia ny namany, no tsy nianatra?, sns e! mieritrereta!


10. ysless ( 30/03/2009 07:15)
Tsy aleonareo aza ve mahita an reny tonga de fantatra hoe izany ny toetrany toy izay manafona toetra to an dra8 eh
Fa nga moa tsy tadidinareo koa ny nanaovan'ny emmo-nat ny vahoaka teny @ 13 mey t@ le tolona ireny sa hodianareo tsy fantatra
11. gasmlay ( 30/03/2009 07:54)
nga le noue tsy mbola gôka vody teo ambojatovo ihany nanaovan'ny kapisaty azy! :-D :-D
12. xxx ( 30/03/2009 09:09)
hoy gasmilay

nga le noue tsy mbola gôka vody teo ambojatovo ihany nanaovan'ny kapisaty azy!



ha ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 30/03/2009 09:29)
Yuka ! le sary tam voalohany iny ihany no tsara nahazoanao bizoroka be fa ty tato aoriana ty toa be takolaka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525