Madagascar en Guerre Civile ou Madagascar en Paix?
1. Noue
(
29/03/2009 18:03)
Madagascar en Guerre Civile ou Madagascar en Paix?
Ensemble, nous pouvons encore décider!
ery ambany ery no afaka manao an'io petition isika ee !!
http://solidarite-madagascar.com/index.php
Ensemble, nous pouvons encore décider!
ery ambany ery no afaka manao an'io petition isika ee !!
http://solidarite-madagascar.com/index.php
novalian'i xxx ny 29/03/2009 19:13
3. xxx
(
29/03/2009 19:04)
Tsy hainay na guerre civile na en paix. Ny zavatra mazava kosa dia tsy hitsoka ohatry ny ravalo izahay satria ny éléction démocratika tsy maintsy homanina. Ka noho izany, raha hanafika ianareo satria efa sasa-miandry izahay dia tongava (guerre civile izy eto). Raha toa ka hiandry indray ianareo dia tonga milahatra maro fa tsy maninona (eto indray isika en paix).
Ka asakasakareo ihany io.
Ka asakasakareo ihany io.
5. xxx
(
29/03/2009 19:13)
ny tsara dia aleo tsy hisy zany gera zany eee
Ka izay mihitsy ange ilay tiako ho hatongavana e!
Hevitra ve no tsy mitovy ko ny aina no vonoina. Ka mba miandrasa kely fa ho avy amin'ny zavatra tadiavinareo ihany ange isika mianakavy e!
